Longrich by antso
🩵❤️🩷MEILLEURS PRODUITS 🩷❤️🩵
💜🧡💙MEILLEURS FUTURS💙🧡💜
♥️♥️♥️SUIVEZ MOI ♥️♥️♥️
24/11/2025
TikTok · Antso Découvre la publication de Antso.
24/11/2025
REKO BAND en direct
fans
19/11/2025
Un grand merci à Antonio Solis, Esaie Idani, ʚʆɞ Léa ʚʆɞ, Kya Noums Kely, Vnj Vonjiniaina, Elie Harishe Hans, Phifie Charonne, Razafiarisoa Perpetue, Jahcool Pierre
pour tout votre soutien ! Félicitations, vous êtes des super fans en série 🔥 !
13/11/2025
On va prouver ça alors .
Mba andefaso emoji kely izay mba foinao ho ahy ary izaho ao amin'ny commentaire 😍😍😍😘😘😘
07/11/2025
Fa misy compte facebook anefa dia manana page ihany koa 🤣🤣🤣
07/11/2025
Ity misy torohevitra zaraina amtsika, araho fa mety ahasoa anao izy ity🤗🤗
Manala panda, tâche na ride amin' tarehy, 😊
Savony nosy sy vovoka charbon❤
Potehana ny charbon ho lasa vovoka de rapena ny savony Nosy de afangaro ary asiana rano kely, harorona mba hifangaro tsara, ka rehefa lasa pâte izy de hosorana amin' tarehy avy hatrany, andrasana kely 15mn na 20mn eo zay vao sasana, rano mangatsika no hanasana tarehy an!🥰 Ary tsara amin' hariva alohan' hatory no manao azy.
Tena efficace raha mahavatra manao azy ity an!
Mila faharetana kely fotsiny de afaka tanteraka ny tâche sy panda amin' tarehy
Mazotoa de mirary soa daholo😘😘
🍀🌿ASTUCE MANASITRANA GOUTTE:
Ny goutte dia aretin’ny tonon-taolana (articulation) vokatry ny asidra urique be loatra ao amin’ny ra. Mety mahatonga fanaintainana mafy amin’ny rantsan-tongotra, lohalika, na tanana izany.
Misy infusion (tisane naturelle) afaka manampy amin’ny fanamaivanana ny fanaintainana sy fanesorana asidra urique, nefa tsy manolo ny fitsaboan’ny dokotera.
Ireto misy recette infusion manasitrana goutte mahomby sy voaporofo amin’ny fomba nentim-paharazana 👇
---
🌿 1. gingembre + citron
Akora ilaina :
1 sotrokely gingembre râpé frais
½ citron na ranony
250 ml rano mafana
Tantely kely (tsy voatery)
Fikarakarana :
1. Andrahoina 5 minitra ny rano sy gingembre.
2. Avela hipetraka 10 minitra, dia asiana ranon’ny citron.
3. Raha tiana, asiana tantely kely.
4. Sotroina in-2 isan’andro (maraina sy hariva).
Tombony : Manampy amin’ny fanesorana asidra urique sy manamaivana fivontosana sy fanaintainana.
Zarao Sao mahasoa ny hafa
INDRANA
29/10/2025
❌❌❌ Maladie Chronique, insuffisance Rénale, Cancer ....❌❌❌
💢💢💢 CORDYCEPS MILITARIS 💢💢💢
👉 Vokatra à base de shampignon curatif du Tibet
Manasitrana:
💊 CANCER (prostate, tsinay, neurone, taolana sy hozatra, ra na lio, cervicales....)
💊 INSUFFISANCE RÉNALE
💊 SYNDROME IMMUNO-DEFFICIENCE (VIH,...)
💊 MALADIE CHRONIQUE (Ireo aretina sarotra sitranina)
💊 ASTHME, ALERGIE
💊 DIABÈTE
💊 MIADY REHETRA (Mampiakatra ambony ny hery fiarovana)
______________________________________
FOMBA FIASA:
❌ Ny singa ao anatiny:
👉 Cordipine: 90%
👉 Vitamine, calcium, zinc, fer, Mg, : 19%
👉 Minéraux rares en médecine : 1%
✅ Inona Ilay cordipine:
Principe actif, Sady Anti-oxydant.
Stimule les productions de tout les cellules de défense (lymphocytes T, B, Macrophages, SNS....)
Vokatr'izay Mitsabo ny aretina rehetra manodidina ny fisian'ny Virus, bactérie , Parasite, Champignon IZY.
❌ Mitsabo IZY noho ireo voalaza eo ambony IREO...fa ny ny mahatonga Ilay olona Tsy Maty dia miakatra ambony Koakoa ny HERY Fiarovana na dia EFA resy Ary VIH ....misy FOANA Ilay lymphocytes T. ❌
👉Io Cordipine io ihany koa dia singa Sarobidy ANTI-OXYDANT... HANAFOANANY NY CANCER .
Ny CORDICEPS MILITARIS dia antsoina koa hoe Shampignon MOMI....Manana asa mamelona ny Sela Maty IZY....izay Mbola mistery ho AN'NY scientifique ....
Certifié : FDA (Food Drug Administration)
Afaka miditra hafatra miafina ihany koa tompoko 🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
St Therese Mahazoarivo
Antsirabe
110
