Onglerie GLORY by Chabb
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Onglerie GLORY by Chabb, Nail salon, Antsirabe.
16/03/2025
Etoana ihany koa aho dia mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ny lalao. Ka ireto roa ireto no nahazo azy😊😊😊
❤Ny's Shop no nahazo ny loka voalohany. Izy no nahita hoe tamin'ny 15Mars 2024 no nisokatra ny onglerie
❤Lydie Randriamahaleo no nahazo reaction betsaka indrindra.
Manasa anareo roa vavy ary hiditra mp amiko mba ahafahana mandamina ny fotoananareo😁😉
16/03/2025
Mankasitraka anareo fa ianareo no antom-piainana sy antom-pisian'ny Onglerie Glory...
03/03/2025
Bonsoir daholo😊😊
Eto aho dia miala tsiny aminareo fa mbola tsy nivaly ilay lalaontsika noho ny fahasahiranako kely. Dia mba prolongeko jusque 15Mars fiafaran'ny promotion ilay izy. 16 Mars aho mamoaka ny valiny eto🥰🥰🥰🥰
Mankasitraka be dia be antsika🙏🙏🙏
Merci infiniment🥰🥰🥰
14/02/2025
Coucou à toutes🥰🥰
Andao isika hanao jeux kely ndray no sady hiditra ato anatin'ity tarif promotionnel ity🥰
Tsotra kely ny fepetra ary olona anakiroa no hisitraka ny loka ohatran'ny mahazatra😊😊. 💅Izay mahavaly hoe tamin'ny oviana no nisokatra ny onglerie no mahazo ny voalohany
💅Izay mi- mentionne namana 10 ka be réaction indrindra no mahazo ny loka faharoa.
🔥🔥Spa manucure+pose americaine no azon'ny voalohany
🔥🔥Spa pedicure+pose vernis no azon'ny faharoa
🙏🙏Aza adino ny partage😉😉
28 février ny faran'ny lalaontsika dia 02 Mars ny publication ny valin'ny lalao👌
Tsy manankery ny auto-like🙏
08/02/2025
❤❤❤
Couleur osé 🔥🔥🔥
Rouge ombré noir
🏠Près de l'atelier bijouterie Narcisse Ampatana
🕗 8h-19h
📲 033 42 480 62- 038 77 000 74
29/11/2024
Miarahaba antsika rehetra tompoko. Ny onglerie dia nifindra eo Ampatana, eo akaikin'ny bijouterie Narcisse sy ilay dentiste miloko maintso io mihintsy🙏. Afaka mandefa mp na miantso avy hatrany raha toa ka sarotsarotra hita kely leizy😊
23/11/2024
Mes chères clientes😊😊
Tsy hoe tsy hitahita aho, fa en plein déménagement be aho izao, fa kely sisa an🥹🥹 tsy elabe intsony. Amin'ny semaine ambony aho efa afaka mandray soa aman-tsara dia omeko anareo ny adresse vaovao misy antsika👌
22/10/2024
Nail incrustation'🥰
Toujours disponible à vous recevoir de 9h-17h
Du lundi au samedi
Att ambavahadimangatsiaka
0334248062
18/10/2024
Pose americaine vao maraindraina🥰🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
