Boutique Fitiavana

Boutique Fitiavana

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Boutique Fitiavana, Beauty, cosmetic & personal care, Antsirabe.

Photos from Boutique Fitiavana's post 06/05/2026

tongava maro e🤗 zay ilainao aty daholo

01/05/2026

boutique fitiavana

23/02/2026

✨Bonjour antsirabe✨
🍀Te hahita asa aingana ve ianao? 👉👉Aza manahy ary fa izahay ato amin'ny coiffure FITIAVANA dia afaka manova ny fiainanao🤗Ary tia mianatra momban'ny tontolony coifffure sy ny fanamboarana volo 👱‍♀️Natokana ho anao ity atelier de formation ity🍀

🍀Izany hoe miofana manao formation aloha ianao ato aminay(misy choix afaka hianaranao tsikelikely izay tinao hianarana voalohany amin'ny tontolony coifffure)

🍀afaka mampanao perfectionnement na mpianatra avy any ivelany ary ka te andalina misimisy kokoa mba ho lasa matihanina tsara amin'ny asa

🍀Rehefa Vita ny formation dia bien évidemment mahazo attestation ary afaka manampy anao hitady asa izahay

⭐Aza taraiky ary fa tena opportunité be ho anao ity offre ity⭐
Mp avy hatrany raha anao inscription ianao ary mirary fahombiazana ho anao izahay💗
ℂ𝕣𝕖𝕒𝕥𝕚𝕠𝕟 𝕖𝕥 𝕗𝕒𝕓𝕣𝕚𝕔𝕒𝕥𝕚𝕠𝕟
23 Mars
*Tissage
*Perruque
*Extension a clip
*Chouchou
*Closure
OFFERT :
ℙ𝕆𝕊𝔼 𝔼𝕏𝕋𝔼ℕ𝕋𝕀𝕆ℕ ℂℍ𝔼𝕍𝔼𝕌𝕏
*A colle
*A fil
*Anneaux
*Dépose ...
_________________________
𝕆ℕ𝔾𝕃𝔼ℝ𝕀𝔼 24 Mars
*Préparation des ongles
*Soin des mains et pieds
*Pose vernis permanent
*Faux ongles
*Extension en gel UV
*Apprendre tout les formes ( Amande,ronde, carré , ovale....)
*Dépose
*Démonstration de polygel et chablon....
_____________________________

𝕄𝔸ℚ𝕌𝕀𝕃𝕃𝔸𝔾𝔼
25 Mars à 14h
*Du jour
*Make-up
*Marié
*Demi-soin du visage

__________________________
ℂ𝕆𝕃𝕆ℝ𝔸𝕋𝕀𝕆ℕ
26 Mars
*Technique de coloration Noir
*Coloration
*Décoloration
*Mèche avec papier et bonnet
*Balayage
*Coloration tendance ( gris ,bleu,vert ect....)
__________________________
ℂ𝕆𝕊𝕄𝔼𝕋𝕀ℚ𝕌𝔼 𝔹𝕀𝕆
27 Mars
*Savon solide ,
*Savon en poudre
*Shampooing
*Après shampooing
*Masque
*Beaume etc......

VOAFETRA BÉ NY TOERANA
☎️0349278493
Lieu : coiffure fitiavana Antsenakely

Photos from Boutique Fitiavana's post 20/02/2026

🍀Bonjour à tous 🍀

😽ireto ndray ry zareo ny produit vaovao avy ato amin’ny coiffure fitiavana Ann🌸

-KÉRATINE QUEEN ny asany dia manamboatra, mitsabo,mampalama ary Manadio lalina ny volo 🌸

-BIOAQUA RICE RAY PULP ny asany dia Manadio lalina,mampamirapiratra ny loko, manenjana mason-koditra ary miady amin'ny fahanteran'ny hoditra 🌸

-AP PROFESSIONAL (silver) ny asany dia soin ny volo avy atao coloration amilay ap professional amin’ny carton kely lavalava 🌸

-MOLUOGEYOIL ny asany dia mamelona, manome aina ny karazana volo rehetra indrindra fa ny volo maina na simba 🌸

Si vous êtes intéressé veuillez contactez le
📞034 92 784 93
Na Mp avy hatrany mirary soa daholy 💌

16/02/2026

🌸coucou🌸

🤩ito ndray ary ny zavatra vaovao ato amin’ny page ntsika🥰

Si vous êtes intéressé contactez le 📞034 92 784 93💌

13/02/2026

🌸coucou les filles🌸

Ny coiffure fitiavana ihany kou nge ka manao 🍀coloration🍀ehh izay coloration tinao tompoko dia afaka ataonay soa amantsara🤩

Contacter le 📲034 92 784 93

13/02/2026

🤩coucou curly mamy kely zareo annn🌸

💕c’est à dire ito curly ito dia curly permanente maharitra pendant 6mois be zaooo😍👩🏻‍🦰

☺️Miandry anao ary izahay ato amin’ny coiffure fitiavana eeh🌸🥰

27/01/2026
23/10/2025

Special tresse pour Homme

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antsirabe