Garaba Gasy
0322284169
19/02/2025
22/01/2025
Tratry ny taona e
Mbola misy dispo de suite an
08/09/2024
Mivarotra entana oooooh! Entambe fa tsy enta-madinika 🥴🥴
Entana Mbola d'or 😏
Occasion à saisir 🥳
Lit King size en bois durs (Tsara rafitra bé) + matelas 22cm d'épaisseur. Tsy misaraka.
02 disponibles de suite sur Tamatave
Mp.
26/08/2024
Aiza daholo isika ilay manana zazakely oh!?
Araraoty araraoty 🥳🥳
💙 Poussette + nacelle bébé, 2 en 1, afaka avadibadika (face route/parents), marque bébé confort, mbola mandeha daholo ny commandes (frein/roues etc.)
TBE comme neuve
Prix: 650.000Ar ( à débattre)
Contact : 0347902674
Visible sur Tamatave.
Possibilité d'envoi en province.
15/08/2024
Salama eeee
Mety vao hanomboka soins mihitsy araiky ty. Hanadiovana hodidoha (shampooing gommage) sy hanadiovana tahombolo (shampooing clarifiant) 🥰 mandray soins tsara ny volo.
Mety à majunga eto mampiasa rano bé calcaire koa.
NB: tsy ampiasaina matetika be 😊
Mp Ary e 🥳
07/08/2024
Tsara tena hoe tsara oaaaaaa 🥰🥰
Déocrème Balea
Disponible sur commande 😏
Mirary tontolo andro finaritra antsika jiaby! 🥰🥰
❤️
04/08/2024
Coucou mes chéries 😊
Ndao hikarakara rehefa avy nanapaka eh! 😊😊
0322284169
01/08/2024
Coucou les nappy 🤗
Rehefa avy namarana na nanapaka ary dia ndao hikarakara eh 🥰
Produits Mousseux sy Mandam' disponible sur majunga 😊
01/08/2024
𝐑𝐞𝐟𝐫𝐞𝐬𝐡 𝐉+𝟕 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 !!! 😍
1️⃣Voalohany aloha, mitàna be ilay volo satria tsara soin!
2️⃣Faharoa, J+7 mihitsy vao nanao refresh!
3️⃣Fahatelo, manamora fiainana be ny mousse Eau de coton, tsy mananosarotra intsony manao refresh fa izy irery ihany dia mahavita azy!
4️⃣Fahefatra, miverina mandina indray ny volo ary mbola mitàna mandra-panasa azy.
Azo anaovana refresh, azo amaranana styling, mahasolo leave-in ho an'ny volo tsotra sy manify, anti-frisottis ary manome volume, mety ho an'ny volo rehetra ny mousse coiffante Eau de coton!💗
'
Ianareo nga hanapabolo koa rahapitso!? 😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Boeny
201
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
