Mel'O
produits de beauté
27/04/2026
🍯 Tantely 💯 azo antoka tsara 🍯
🐝Maro ny vokantsoa azo amin'ny Tantely🐝
Manampy amin'ny fahasalaman'ny taovam-pisefoana,Manasitrana aretin-tenda👍
Manampy amin'ny hery fiarovana😊
Mety manasitrana aretina koa 😇
Manampy ho an'Olona tsy mahazaka siramamy
🐝HO ANAO IZAY MITADY ILAY TENA TSARA
👉Ato aminay dia 20.000ar ny litre👈
Manome Prix ho an'izay hivarotra ihany koa 🙏
0384341114
Amborovy Majunga☺️
01/10/2025
Salama tompoko 😊
Hijara mamy ho anareo ndray zah atoato🐝😋
🐝Tantely na Fandrama🐝
Avy a Manakara♥️ Tantely Litchi 🤤
Malefaka tsara tsy mavesatra👍
Mety ho an'ny marary vavony😋
Pur 💯 azo atao teste 😉
Efa tsisy tsy mahay asany Tantely kosa e😁
Firy ilainao fa ateriko fona nata grève ty e🤚🤣
Prix: 1L 19.000ar😊
Manome prix raha maka maromaro🙏
0384341114
11/09/2025
‼️Ody oo‼️😁
Salama daholo ndray tsika ato e🤚
Amin'ny endriny vaovao indray ny vokatra ato😍 Crème coiffante À base de cire d'abeille 🐝
Izay efa maro mahafantatra azy atramin'izay😇
🐝Ilay mampitsiry tsara ny volotsika iny😍
🐝Ilay manalefaka sy mitsabo ny volotsika😇
Zakan'ny karazam-bolo rehetra👍satria ny fangaro 💯 naturel♥️
Raha te ho tsara volo sy hitsabo volo dia aza misalasala fa alefaso ny commande fa mandefa izahay n'aiza n'aiza misy anao☺️
Amin'ny vidiny:20.000ar 240ml
10.000ar 100ml
Manome prix de gros ho an'izay hivarotra koa
0384341114🙏
04/05/2025
Je fête mes 3 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉
02/07/2024
Ny asa vita androany 🙏🥰
Mankasitraka foana ireo manjifa♥️
CRÈME COIFFANTE A BASE DE CIRE D'ABEILLE
😍✅100% naturel✅😍
08/05/2024
Iza ndray ny mila ô 🙏 Izay rehetra nampiasa samy hafa-po avy koa😍❤️
🐝CRÈME COIFFANTE 🐝
🐝A base d cire d'abeille 🐝
🐝Manalefaka volo 🐝
🐝 Mampitsiry volo 🐝
🐝Mampijanona volo miongotra 🐝
🐝Mitsabo ny volo simban'ny produits 🐝
Vidiny 10.000ar 100ml
Produits 💯 naturel tsisy atahorana ❤️
Manome prix de gros ho anzay mbola hivarotra 😉🥰 Alefaso commande ein
Lieu: Majunga ❤️
16/04/2024
Jereonareo anie e😍😍
1mois izy nampiasa menaka-tsika 😱
Tena waouh 😍❤️ Nahita vokatra tsara
Nitsiry sola😁Mihamaro volo mitsimoka
Lasa matevina volo😱🥰
Mankasitraka akia❤️🙏
Ho anareo izay mbola misalasala 😉
Aza manahy fa mahita vokatra tsara fona anareo mampiasa Crème coiffante nay✔️
Prix:10.000ar détails
Manome prix de gros 😇
02/04/2024
Te ampiseho an'ireto retour mamy be reto amnareo zaho🥺❤️
📣Tsara anie menaka ty e😍
Tsisy fatiantoka aloha izay nampiasa atreto🥰❤️Merci beaucoup anareo 🙏
🐝CRÈME COIFFANTE 🐝
🐝A base d cire d'abeille 🐝
🐝Manalefaka volo 🐝
🐝 Mampitsiry volo 🐝
🐝Mampijanona volo miongotra 🐝
🐝Mitsabo ny volo simban'ny produits 🐝
Vidiny 10.000ar 100ml
Produits 💯 naturel tsisy atahorana ❤️
Manome prix de gros ho anzay mbola hivarotra 😉🥰 Alefaso commande ein
Lieu: Majunga ❤️
19/03/2024
Crème coiffante à base de cire d'abeille
🐝 Mampitsiry volo 🐝
🐝 Manalefaka volo🐝
🐝 Mampijanona volo miongotra 🐝
🐝Mitsabo ny volo simba🐝
Produits 💯 naturel+huile végétale 😱
Prix 9.000ar 100ml
Majunga izahay fa mandefa amin'ny faritra rehetra 🙏
16/03/2024
Huile végétale dispo ato amnay😍
Produits Ilo Vatosoa 💯 naturel
-Huile d'olive 🥰
-Huile d'avocat 😍
-Huile de ricin 😱
-Huile de jojoba 😇
-Huile de baobab ❤️
-Huile d'amande douce 🥰
Mety hikarakarana volo na tarehy na koa vatana 😱😍 Azo antoka tsara raha mbola menaka pur ✋🙏A froid jiaby reo
Dispo a Majunga 😍
19/11/2023
Salama ô 😇
Miverina indray ny menaka-tsika amn'ny endriny vaovao ho anareo mpanjifa😊🥰
Ialana tsiny tamn'ny tsy fisiany elaela izay
Ho anareo izay nitady rehetra ireny ary mba midira mp azafady 🙏
Ny endriny no vaovao fa ny vidiny tsy miova a😊😉 Samy 100ml ireo🙂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Amborovy
Mahajanga
401
