Nappy shop Majunga

Nappy shop Majunga

Share

Soin, produits, conseils, astuces cheveux naturels retour au naturel
soin capillaire
vente des produits

20/10/2025

Nareo ve efa nisy fotoana Tombée amoureuse ????🤗🤗🤗
Oui‼️ tena hoe tombée amoureuse pour de vrai 😍

Ny tenako mantsy tena latsa-pitia amin'izao🥰🥰🥰
Je suis amoureuse 🥰
AMOUREUSE DE MES CHEVEUX 😍🥰

Andao ho tiavitsika foana ny volotsika na toy ny ahoana na toy ny ahoana ❤️
TSARA AKIA IO A,TENA TSARA
Na tsotra na olioly na ngita dia KANTO LOATRA 💖💓❤️



💕

10/10/2025

🔴RAHA NY HEVITRAO.......

INONA no mety mahatonga ny olona ilay mahita volo curly toy izao dia miteny foana hoe
👉 "TENA VOLO VE IO?"
👉 "AO MBA KITIKO HOE TENA VOLO MARINA VE"
👉 "TSY PERRUQUE VE IO???"

PAS DU TOUT CHÉRIE 🤣🤣
Mety ho inona no Antony?
TSARA VE LE IZY SA RATSY???

👇MBA VALIO HOE 👇

Photos from Nappy shop Majunga's post 09/10/2025

Coucou les Nappys 🥰🥰
Ela ela tsy nihaona tsika e???
Fa nareo ve maniry be mijery ny volonareo taloha?😅😅

Inona Ary ny antony nefa izao ny volo tena Salama nohon'ny taloha🤣
👉T@ vao nanao retour au naturel tsika le mbola nafana fo bé🤣🤣
👉Taloha tsika Mbola nazoto bé mikarakara
👉Taloha vao mivoaka dia satrinao ho curly io volonao io🤣

Ary ny anareo mba nanao ahoana ny hafanam-po?
Sary 📷 2019

29/09/2025

Coucou les Nappys
Tena hialana tsiny ry ireto ny commande nareo noho ny toe-draharaha misy eto @ firenetaika a,aleo milamindamina mihitsy aloha an
Que Dieu vous protège

26/09/2025

Aoka kosa izay tokony ho atao no atao ee.... Hajao ny fananan'olona sy ny ain'ny olona🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Jiro sy rano no takiana fa tsy hoe handroba na hanakorontana
Mandrora miatsilany anie isika Raha hanararaotra toy izany eeee... Maro no very asa,Ary handalo crise mafy dia mafy Madagascar Raha mitohy ny fanapotehana aton'ireo mpanararaotra
Saino ihany izay ho avin'ny taranaka ao aoriana🙏🙏🙏
Aza manaiky tairin'ireo mpanao politika hanakorontana
HAJANONY NY HERISETRA✋✋

🙏🇲🇬MIANGAVY🇲🇬🙏

26/09/2025

Force à nous 💪
Enganie hahita ny rariny
🇲🇬🇲🇬🇲🇬

25/09/2025

Iza le tena tia manaingo ny ao atrano ato???
Nareo ve Liana @ ireto tapis manja Kely ireto???🥰🥰🥰😍😍😍
Tena hoe Manja nefa mora be,tsy mitovy ny eny an-tsena an❤️
Asio présence Kely Ary hoe🙋
Raha Liana nareo dia ataotsika varoboba🥰

25/09/2025

J-J
Bonne fête daholo e
Eny Ambohijatovo hono ny fotoananareo izay ho any,de mba manaova manjamanja fa tsy hoe Tsisy rano de maimbomaimbo sy rodana be any😅😅🙈

17/09/2025

Coucou les Nappys 🥰
Efa mandray commande indray izahay an😊
Alefaso aingana izay commande nareo fa efa lany ilay Tonga farany Téo sao tsy hahatratra indray😉

Tsy hitahita Kely tsika tatoato fa sahirana Kely fa ny Produits mande foana fa aza matahotra 😊
Bonne journée et bisous à vous 😘😘😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Mahajanga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


RN4
Mahajanga