RIRA Mahajanga

RIRA  Mahajanga

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RIRA Mahajanga, Health/Beauty, Manjarisoa, Mahajanga.

18/06/2025

⚠️ déménagement
Adresse: mahavoky akaikin'ny ''ma cabane''aloha kelin'ny pharmacie tsivahiny amoron-dalana (0343693162)

30/06/2024

👉❗RIRA est un expert en réflexologie plantaire qui a maintenant plus de 30ans d'expérience.

Plusieurs ont été déjà satisfait de la guérison apporter par ce méthode qui est accompagné de médecine 100% naturelle.

Souffrez-vous de quelques choses?
Voudriez-vous nous contacter ?

Tél: 034 36 931 62
MAHAJANGA

30/06/2024

Tsy afa-misaraka amintsika ny fitsaboana natoraly satria teo avokoa no niainga ny fitsaboana rehetra😌

Manasa anao hanatona ny toeram-pitsaboana RIRA mahajanga fa vonona hamaha ny olanao ara-pahasalamana izahay.

Tél: 0343693162
Tsaramandroso ambony ampitan'ny complexe sportif

07/07/2023

🔺Efficace ny fanafody ao Amin'ny RIRA Ary efa maro no resy lahatra amin'izany

07/07/2023

⚕️Ho anao tsy Salama na manana olona tsy Salama manodidina anao, Aza misalasala manatona ny Agence RIRA fa efa maro no nahazo fahasalamana sy afapo amin'ny fitsaboana 100% natoraly ato aminay

06/07/2023
06/07/2023

❗mpitsabo efa manana traik'efa no handray anao, efa ela rahateo no nahafantarana ny agence RIRA teto Madagasikara👌

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Mahajanga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Manjarisoa
Mahajanga