Anto Miel

Anto Miel

Share

On vend absolument de tout

Photos from Chez ''Jenny'''s post 03/02/2026

💖

Photos from Anto Miel's post 03/02/2026

❤️ ARARAOTY FA MORA BE ZAREO A ❤️

👉Tee-shirt pour couple 35.000ar, fa raha miaraka @ casquette dia 55.000ar.
Afaka manome motif zay tiana koa.
Tissu 100% coton, 170g.

Photos from Anto Miel's post 19/10/2023

Fa efa tena mafana nge eh 🥵🥵🥵

Aza adino ny glaçon 😘😘😘

KoolDrink Punch café goût BAILEYS 🔥🔥

Prix : 33cl : 12.000ar
70cl : 22.000ar
100cl : 30.000ar

Misaotra antsika rehetra 'zay efa nandray anjara 🙏

Contact rapide : 0343757601
Livraison partout Madagascar
Gratui raha eto Majunga

06/08/2023

PUNCH CAFÉ + CHOCO
GOÛT BAILEYS ho an'izay efa nanandrana na nisotro baileys.
Vita malagasy nefa tsy ambakain'ny avy ivelany.

Prix : 33cl : 12.000ar
70cl : 22.000ar
100cl : 30.000ar
Tonga rapitso ho an izay hanao commande

Livraison: GRATUIT raha maka mihoatra ny 2 raha eto Tanà sy Majunga.
Mandefa @ faritra hafa.
Contact: 0341660400

Photos from Anto Miel's post 20/07/2023

Misy punch COCO koa 😍😍.
Ataovy ny commande
Mp na miantso 034.16.604.00

Photos from Anto Miel's post 20/07/2023

Misaotra antsika rehetra zay nandray anjara sy izay mbola handray anjara tompoko.

• PUNCH CAFÉ + CHOCO
GOÛT BAILEYS ho an'izay efa nanandrana na nisotro baileys.
• Misy ihany koa PUNCH COCO
Vita malagasy nefa tsy ambakain'ny any ivelany.

Prix : 33cl : 12.000ar
70cl : 22.000ar
100cl : 30.000ar
Mandray commande izahay
•Ho antsika eto Mahajanga GRATUIT ny livraison ho an'izay maka 2 mihoatra.
• Mandefa @ faritra koa.
Midira mp na antsoy 0341660400

17/07/2023

Salama jiaby
Ho antsika izay nanao commande punch efa tonga ato dia tongava mp.

Photos from Anto Miel's post 14/07/2023

PUNCH CAFÉ + CHOCO
GOÛT BAILEYS ho an'izay efa nanandrana na nisotro baileys.
Vita malagasy nefa tsy ambakain'ny avy ivelany.

Prix : 33cl : 12.000ar
70cl : 22.000ar
100cl : 30.000ar
Alefaso ny commande
Livraison GRATUITE ho an'izay maka 2 mihoatra.
Midira mp na antsoy 0341660400

12/03/2023

Tonga indray ny tantelitsika,
👉 Afaka manao ny test tsara alohany hividy, afa-po vao mandoa vola.
👉 Tantely 100% pur 🍯

🔶️ Ny Tantely dia mitovy daholo ny hery entiny raha ohatra izy ka TSY MITAMPOKA (pur), afaka hanaovana fanafody tsara ny tantely pur ary azo hanaovana sakafo ihany koa.

🔶️ Ny ahafantarana fa PUR ny tantely.
🍯 maka taratasy madio, dia asiana tantely eo amboniny, avy eo akombona ilay taratasy ka raha tsy tanteraka ivelany dia PUR izay, fa raha mando ilay taratasy dia mitampoka izy izay.
🍯Maka afokasoka dia atsofoka ao anaty tantely ilay vanja, dia apirehetina avy eo ilay afokasoka, raha mirehitra iny dia PUR izay.
🍯 Ny lanjan'ny tantely PUR 1litre dia tokony hilanja 1kg350 ka hatramin'ny 1kg450 eo.

Tantely pur ny anay, afaka manao livraison ary ataonay gratuit raha eto Mahajanga ville.
Midira MP na antsoy mivantana 0343757601.

18/02/2023

Ho antsika rehetra
● mivarotra tantely pur avy any Maintirano izahay, mety ho an'ny olona tsy mihinana siramamy, mety atao fanafody.
● Afaka mi-test tsara alohany hividy.

Raha mahaliana anao dia midira MP na antsoy ny laharana 0343757601.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Mahajanga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00