Phania Glow Beauty
✳️SOIN DE VISAGE(aves des produits naturels)
✳️Coiffure
✳️Onglerie
✳️Esthétique (Extension Cils et Cheveux)
05/02/2026
Tena ilaina be mihitsy ny crème hydratante ry Manjatiana an!!
Miaro ny hoditra amin'ny hatsika sy masoandro io,ary tsy tokony ho adinoina mihitsy ny mampiasa azy...
CREME HYDRATANTE by Phania Glow Beauty
,100%naturel...... disponible tout de suite eto amin'ny salon,fa afaka manao livraison ihany koa izahay an!!!
🏫 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
☎️034.80.707.00
05/02/2026
Hiresaka produit indray aloha isika androany ry Manjatiana an..
Masque LAFATRA by Phania Glow Beauty !! tena ilain'io tarehatsika io ny fanaovana masque:
Natao ho an'ny hoditra maina sy sensibles🍀😍
✅Sakafon'ny terehy
✅ Manakatona mason-koditra
✅Manala ride
✅Manazava hoditra
✅Manala imperfection
Disponible eto amin'ny salon, ary afaka mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay ,fa ataovy ary ny commande na tongava aty amin'ny salon e!!!
🏫 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
☎️034.80.707.00
05/02/2026
Am-pitiavana be hatrany no hiarabanay ekipan'ny Phania Glow Beauty Majunga anareo mpanaraka tsy tapaka ny page..
Misokatra manomboka amin'ny 07 :30 hatramin'ny 18:30 foana ny salon antsika isanandro fa tongava,fa raisinay avokoa hianareoo .
🏠 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
📞034.80.707.00
04/02/2026
Mirary torimaso mamy be ho antsika mpanaraka ny pejin'ny Phania Glow Beauty Majunga rehetra indray ary izahay ekipa rehetra e!!!
Rahapitso indrayy mihaona any amin'ny salon aki ry Manjatiana an🥰🥰
04/02/2026
A partir 10.000Ar anie ry Manjatiana dia efa misitraka hoho manjakely ato amin'ny Phania Glow Beauty e!!
Ko aza adino ny mandalo ety Tsaramandroso ary fa ho afa-po hianareoo,sady ekipa mavitrika be avokoa n'y mandray anareo ato!!!
🏠 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
📞034.80.707.00
04/02/2026
Hello hello les Manjatiana 🥰
Coloration+Soin botox indray ary no entinay hiarabana anareo amin'ity androany ity ,tongava aty amin'ny Phania Glow Beauty Majunga fa vonona hanampy sy hanome fahafaham-po anareo izahay !!
🏠 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
📞034.80.707.00
03/02/2026
Te hanana hoditra tsara vé hianao?
Fampianarana kely ho antsika indray ary e,aza tia adrakandrana fa manantona hatrany olona manana traikefa amin'ny fitsaboana tarehy. .
Izahay eto amin'ny Phania Glow Beauty Majunga dia afaka manampy anareo ,fa aza misalasala manantona anay !!
🏫 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
☎️034.80.707.00
03/02/2026
Pose Gel X indray miaraka amin'ny Phania Glow Beauty Majunga aki ry Manjatiana an,afaka atao amin'izay model tianao,sy halavana mety aminao ...afaka miitondra model koa hianareoo dia realisen'ny ekipa eto amin'ny salon!!!
🏠 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
📞034.80.707.00
03/02/2026
Bonjour aki ry Manjatiana an 👋
Aza adino mandalo aty amin'ny salon Phania Glow Beauty Majunga mikarakara Vatana an misokatra amin'ny 07:30 ka hatramin'ny 18:30 ny salon antsika,mandry anareo foana ny ekipa fa aza misalasala manantona anay!!!
🏠 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
📞034.80.707.00
02/02/2026
Mandrray anareo foana izahay eto amin'ny page ,ho an'izay manana fanontanina an,afaka mandray rendez vous ihany ko ho an'izay hanao soin de visage sy Izay mikarakara lanonana..
Aza misalasala miditra mivantana eto amin'ny pagen'ny Phania Glow Beauty Majunga,fa afaka manampy anareo izahay...
🏠 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
📞034.80.707.00
02/02/2026
Efa raikitra indray fikarakarana fahamanjana ato amin'ny Phania Glow Beauty Majunga anie ry Manjatiana e,aza varimbarina any fa miandry anareo izahay!!!
🏠 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
📞034.80.707.00
02/02/2026
Coucou les Manjatiana, aiza daholo isika mpankafia GAINAGE SUR ONGLES NATUREL ato,Jereo anie fa manjakely e!!
Aza misalasala maka rendez vous ao amin'ny message privé,na miatso mivantana raha mahalaiana anareo,fa vonona handray anareo ny ekipan'ny Phania Glow Beauty Majunga!!
🏠 Tsaramandroso entre Pharmacie Avotra et Galana Majunga
📞034.80.707.00
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tsaramandroso
Mahajanga
401
