Mes cheveux Olioly
Boutique
Vidéo curly
10/08/2021
🌿 Bonjour 🌿
08/08/2021
Bonjour ☺️
26/07/2021
🌿 Masque hydratant ☘️
26/07/2021
Au début n'est pas parfaite 😏
Alors courage les filles 😍😍
23/07/2021
🌿 matériel curly 🌿
Zavatra Mila ananana
05/07/2021
🌿 Ingrédients hydratation 🌿
🌿 Ingrédients nourissants🌿
💥Rehefa fantatra ireo dia mora foana ny mamorona soins ao an-trano Dia vita 😁
Bonne soirée 🥰
04/07/2021
🌿 Astuces 🌿
‼️Volo maina‼️
Maro ny Antony mahatonga ny volo ho maina fa isan'izany ny tsy fahampiana hydratation, nutrition ny volo .
Ny atory antsika sady mahomby Dia ireto:
💥Banane 🍌 1 na 2
💥Huile maivana izay mety aminao (olive, pépin) 2sotro
💥🍯 Miel 1 sotro
💥Vitamine E 7 isa
Fikarakarana :
Mixena ny akondro (aza Alana ny odiny)
Arotsaka ao ny fangaro ambiny (mixeo miaraka ): Tantely sy huile
Ahositra @ volo madio atao ''masque'' Dia fonosana sachet tsara volo mba hafana .
Pause 30min Dia kobanina.
Vokatra azo avy Aminy :
🌻 Hydratation
🌻 Nutrition
🌻Mamerina volo ho natoraly
Mirary soa❤️
Dia mazotoa mampihatra Ary o
30/06/2021
🌿 Recette masque🌿
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tsararano Ambony
Mahajanga
