cosmetique by dih
bio
28/03/2024
Efa ho avy izao ny ririnina an !andao ikarakara volo mba tsy ho tapatapaka !!huile boosteur manampy dia manome aina ny volonao mba tsy ho maina maina sy tsy ho vakivaky amn 'izao ririnina izao .afaka miditra mp isika izay mila na afaka miantso mivantana ny 0328585117 .mandray commande ihany koa izahay na firy na firy
Indro ary ny huile essentiel ylang ylang ho antsika manana olqna amin'pny tension ambony .manampy amin'ny fikojakojana ny tarehy simba ihany koa izy . Mandamina ny saina ,manampy amin'ny tsy fahampiana torimaso.
Prix 16000 ar monja.
Tongasoa eto amin'ny pejy cosmetique by dih .faly izahay manasa antsika rehetra izay mankafia haingo sy izay mahasoa rehetra ( natoraly) hanaraka ny pejy .manasa anao ary hitia sy hizara ny pejin- tsika .
01/02/2023
Abonnez vous à notre page
Bienvenue sur notre page cosmetique by dih .cette page est fait pour partager des idées de maquillage ou pour apprendre a bien se maquiller .nous vous invitons de suivre notre page
😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Mahajanga Mahajanga
Mahajanga
401
Opening Hours
| 09:00 - 17:00 |
