Rots'coiffure
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rots'coiffure, Beauty, cosmetic & personal care, Cité Ambalavato, Mahajanga.
13/01/2024
Salama daholo ooo!andao hanao metimety fa weekend ny andro e!Tsy volo ihany no ataonay anie fa mikarakara ny Tanana sy tongotra ihany koa e 🥰🥰
Pose vernis @ ongle naturel Na faux ongles 🥰🥰
Ireo rehetra ireo dia @ sarany mirary hatrany an.
(Sary indrana fa mbola ho avy ny sanganasanay😊😊)
10/01/2024
Ny anio🥰🥰🥰tsisy miala maina zany wa eo fa manja b rhf avy ato ❤️❤️ misaotra @ fahatokisana aky a!
Izahay ato Rots'coiffure dia miarahaba anareo rehetra natratra n'y taona 2024!!
Enga anie hitondra soa sy fanambinana Ary fahombiazana ho antsika rht ity taona ity🥰🥰🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Cité Ambalavato
Mahajanga
