Mikalo boutique
mikalo boutique officielle �
✨ VAOVAO MAHAFALY ZAREO EH ! ✨
Tonga indray ny GAMME RETINOL super efficace !
💥 Crème visage
💥 Sérum
💥 Masque yeux
⏳ 3 andro monja dia madio & mazava ny tarehy !
✔️ Anti-tache
✔️ Anti-ride
✔️ Manala mony & panda
✔️ Tsy misy effet secondaire
✔️ Mety amin’ny peau grasse
🛒 PRIX : 45 000 Ar + Livraison Gratuit 🚚
📱 037 87 585 51
🎄 SNAIL COLLAGÈNE – PROMO SPECIAL ! 🎄
✨ Pack 3 = 25 000 Ar ✨
✔️ Anti-taches
✔️ Manala mony
✔️ Mitsabo tarehy simba
✔️ Manazava endrika
✔️ 100% Naturel
🚚 Livraison Tana & Faritra
📱 037 87 585 51
✨ Andramo dia ho gaga amin’ny vokany ! ✨
Bonjour tout le monde ! 🌟 Vous pouvez me soutenir en m’envoyant des Étoiles - elles m’aident à gagner de l’argent, ce qui me permet de créer du contenu que vous appréciez.
Chaque fois que vous voyez l’icône Étoiles, vous pouvez m’envoyer des Étoiles !
10/06/2025
Miavaka amin’ny Hatsaranao!
💆♀️ Miaraka amin'ny Keratin & Botox, feno hatsarana sy fahasalamana ny volonao!
🔸 Shampoo 1000ml
✨Hair mask 1000ml
✅Manalefaka volo
✅Mampaniry volo
✅Mampijanona ny volo mihitsana be
✅Mitsabo ny volo vakivaky sy mitsabo ny volo simban'ny loko
✅Manome aina vao tanteraka ny volo simba
👉Prix à chaque photo
📩 Misorata anarana amin’ny hafatra mba hahazoana ny vokatrao!
Vokatra 100% marina sy voaporofo, alefaso ny hafatrao anio!
📦 Tolotra manokana ho an’ny fividianana prix:45000ar maka izy roa shampooing +mask
Ny hatsarana voakarakara tsara no antoky ny fahatokisana! 🌿
Livraison à partir 3000ar ny frais
Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra
☎️Tel 0374150347
👋 Salama ry havana!
Mila mikarakara tarehy ve ianao? indrindra amin'izao andro mangatsika izao! Efa sasatra amin'ny fery sy tasy amin'ny hoditra? Andramo ity" RETINOL" ity fa tena mahavita zavatra!
💡 Inona no ataony?
✅ Manadio tsara ny tarehy
✅ Manala tasy, mony
✅ Manome famelombelomana ho an'ny hoditra
✅ Manalefaka sy manamaivana ny hoditra maina
✅Manala menamena na may masoandro
✅so sady anti age, anti ride
🌿 Akora voajanahary ihany no ampiasaina – tsy misy simika manimba!
🎯 Mety amin'ny karazana hoditra rehetra: maina, marefo... Peau grasse na sèche
📦 Vidiny: PROMOTION be reto ah 35000ar dia efa misitraka ny gamme
🚚 Misy livraison manerana an’i Madagasikara
📞 Mifandraisa aminay:
📱Tel: 0374150347
📍 Pejy Facebook: Mikalo boutique
📬 Mandefasa hafatra raha mila fanazavana fanampiny!
https://mikaloboutique-woad.vercel.app

07/02/2025
Manasa anao itsidika trano kala Mikalo boutique
👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇
Create Next App Generated by create next app
29/01/2025
Miavaka amin’ny Hatsaranao!
💆♀️ Miaraka amin'ny "GAMME PROTEIN BRZILIAN"feno hatsarana sy fahasalamana ny volonao!
🔸 Shampoo
🔸Hair mask
🔸Serum
✅Manalefaka sy mapangirana volo
✅Mampaniry volo
✅Mampijanona ny volo mihitsana be
✅Mitsabo ny volo vakivaky
✅Manome aina vao tanteraka ny volo simba
✅Traitement ho an'ny volo miloko
👉Prix 45 000 ar izy telo
📩 Misorata anarana amin’ny hafatra mba hahazoana ny vokatrao!
Vokatra 100% marina sy voaporofo, alefaso ny hafatrao anio!
Ny hatsarana voakarakara tsara no antoky ny fahatokisana! 🌿
Livraison à partir 3000ar ny frais
Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra
☎️Tel 0374150347
23/01/2025
🎀 VOKATRA CANTU – Ho an’ny volo voajanahary sy salama! 🎀
Aiza tara ary fa Authentique io ah
☑️ Cantu Sulfate-Free Hydrating Cream Conditioner
👉 Hydratation tanteraka ho an’ny volo maina sy marefo
☑️ Cantu Sulfate-Free Cleansing Cream Shampoo
👉 Manadio volo tsy manimba ary manala tanteraka ny loto sy ny masirasira eo amin'ny volo.
☑️ Coconut Oil Shine & Hold Mist
👉 mamelatra ny volo ary manome famirapiratana mahafinaritra.
☑️ Cantu Argan Oil Leave-In Conditioning Repair Cream
👉 Manamboatra volo simba, miaro ny volo amin’ny fahasimbany ary manome famelombelomana
Prix promotion :90.000ar
Afaka mandefa tsirairay izahay
🔶 Ho an’ny volo mikorontana,
Mandefasa hafatra miafina raha te ahazo azy aingana
☎️Na miantso ny 0374150347
🚲Manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra
06/01/2025
Miavaka amin’ny Hatsaranao!
💆♀️ Miaraka amin'ny Keratin & Botox, feno hatsarana sy fahasalamana ny volonao!
🔸 Shampoo 1000ml
✨Hair mask 1000ml
✅Manalefaka volo
✅Mampaniry volo
✅Mampijanona ny volo mihitsana be
✅Mitsabo ny volo vakivaky sy mitsabo ny volo simban'ny loko
✅Manome aina vao tanteraka ny volo simba
👉Prix à chaque photo
📩 Misorata anarana amin’ny hafatra mba hahazoana ny vokatrao!
Vokatra 100% marina sy voaporofo, alefaso ny hafatrao anio!
📦 Tolotra manokana ho an’ny fividianana prix:47000ar maka izy roa shampooing +mask
Ny hatsarana voakarakara tsara no antoky ny fahatokisana! 🌿
Livraison à partir 3000ar ny frais
Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra
☎️Tel 0374150347
👉Fety ny andro zareo ah andao hikarakara volo indray tsy voatery hoe anao volo fa andao atao curly indray 😘
Hanova ny volonao, Hanatsara ny hatsaranao! 🌺
🌿 Dr. Comely Daily Hydration Hair Care 🌿
Ampiasao ny Herin’ny Menaka Voanio 100% Madio hiarovana sy hanatsarana ny volonao!
💧 Daily Hydration Shampoo:500ml
➡️ Manadio lalina sy manampy hamandoana ho an'ny volo maina.
➡️ Manalefaka sy mahasalama ny volo.
💧 Daily Hydration Leave-in Conditioner:500g
➡️ Manamboatra sy mikarakara ny volo simba.
➡️ Manome famirapiratana sy fiarovana manokana ho an’ny volo.
✨ Tombony tsy manam-paharoa ✨
✅ Mety ho an’ny karazam-bolo rehetra.
✅ Sulfate-Free: Arovy ny lokon’ny volonao!
✅ Famerenana ny hamandoana sy ny fahasalaman’ny volo eo noho eo.
🚨 AOKA HO MAHITA VOKATRA VAOVAO SY MIRAMIRANA IANAO!
📦 Vidiny manokana ho an'ny fotoana voafetra! Natao :2 5000ar monja dia efa misitraka azy isika
📲 Antsoy izahay na mandefasa hafatra izao: tel 0374150347
🔑 Saro-bidy ny hatsarana sy ny fikarakarana.ka inona indray ary no andrasana e👍
🚲Manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra
à partir 3000ar ny frais
👉Tsy adinoko koa anefa ah fa mbola misy hatrany ny fikarakarana ny tarehy ao
Manasa anao izahay anjifa aingana fa kely ny stock ah nefa mafatifaty kely
👍Jereonareo nge eh
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Address
Antananarivo
Tanjombato