Ell'A
✨Embrace your beauty ✨
Ell'A , boutique enligne. Livraison partout,Tana ,province (Gros et détail)
07/03/2026
Fantatrareo vé?
✨ Te hanana volo salama sy tsara tarehy ve ianao? ✨
Ny bonnet en satin dia iray amin’ireo tsiambaratelo ampiasain’ny vehivavy maro hiarovana ny volony rehefa matory.
💡 Ireto ny tombony azo avy amin’ny bonnet en satin :
✔️ Miaro ny volo tsy ho tapaka
✔️ Mitahiry ny hamandoana voajanahary amin’ny volo
✔️ Mampihena ny volo mikorontana (frisottis)
✔️ Misoroka ny volo hifamatotra rehefa mifoha
✔️ Manampy hitazona ela kokoa ny coiffure nataonao
😴 Rehefa matory ianao dia miaro ny volonao ny bonnet en satin, ka mahatonga azy ho malefaka sy mamirapiratra rehefa mifoha.
5 000Ar fotsiny izy ato aminay
01/03/2026
30 000ar izy telo🥰🥰
01/03/2026
Lot 90 000ar
20 000ar/pièce Raha Haka 1
26/11/2024
Hello hello 🥰🥰
Iza no mbola tsy nahazo?🙂
Sady azo hoetina miaro amin'ny masoandro no mahazaka orana tsara 🥰
Mafatifaty kely daholo
Photo 1: 17 000ar
Photo 2: 20 000Ar (lehibe tsara Sady mafy)
Photo 3: 25 000ar (qualité tena top + misy jiro)
Maka plus de 5 de mahazo prix de gros
MP pour plus d'informations
Téléphone : 034 59 130 90
Mandefa any amin'ny faritra koa Zay an
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tana
Tanjombato
101
