Tsapanao ve?

Tsapanao ve?

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsapanao ve?, Health/Beauty, Toamasina.

01/05/2022

Tadidio fa feno fahavalo manodidina antsika io ka mila mitandrina foana isika rehetra amin'izay atao sy tenenina rehetra fa misy olona mahalala ka manimba an'izay fikasana izay

01/05/2022

bonne dimanche à tous ! !😍😍😍😘😘

25/04/2022

Le coq est sage parce qu'il ne tente jamais d'avaler une nourriture plus grosse que son gosier🐓🐓🐓🐓🐓

25/04/2022

si vous voulez avoir plus dans la vie 😮vous devez travailler plus😣😕

24/04/2022

Mba marina ve fa ireny olona tia fitaratra loatra ireny hono tsy matoky tena ??inona ary no atao mba hialana amin'izay?

23/04/2022

😕😕Ce qui ne risque rien ,n'a rien

16/04/2022

Joyeuses pâques à tous ! !😘😘😘😍

12/04/2022

Astuces🍀🍀🍀

Comment faire pour oublier les souvenirs négatifs??

👉ACCEPTER:nous devons être conscients que nous ne pouvons pas changer le passé mais nous pouvons changer le présent et l'avenir

👉APPRENDRE:peu importe à quel point ils sont négatifs ,nos souvenirs contiennent toujours un enseignement

👉PARDONNER:pardonnez aux autres et surtout pardonnez-vous à vous même

👉écriture est quelque chose de profondément thérapeutique et en écrivant nous pouvons mettre en lumière tout le négatif que nous avons dans notre esprit

Écrivez de manière automatique tout ce qui vous vient à l'esprit, ne t'arrête pas à penser et laissez couler l'encre sur le papier vous vous rendrez compte que lorsque vous aurez fini d'écrire, vous vous sentirez mieux

01/04/2022

Salama isika rehetra!

Tsapantsika ve fa tena mahay mafy ity fiainana ity?

-fotoana tokony hitodihana voalohany indrindra
-fotoana tokony hanovantsika ny fisainantsika zao
-fotoana tokony ikitihantsika ny hoavintsika izao fa indrindra ny Tanora
-Raha izao ary ny fianana efa mafy dia mafy
Mba ahoana ary ny fiainan'ireo taranaka amampara any aoriana any?

Tsy aleo ve hiara hifanampy isika rehetra mba hiadana eto isika??

Mahaiza misafidy ny lalana tsara sy azo antoka isika rehetra manoloana izany

Aza miandry n'iza n'iza ianao fa ianao ihany dia efa afaka manomboka azy tsikelikely

Aza manameloka n'iza n'iza ianao raha toa ka diso fanantenana anao indray indray fa ataovo ho tohatra entinao miakatra mankany hatrany izany

Tadidio fa eo ampelatananao ny hoavinao,ianao ihany mahatsara sy maharatsy azy hoy ny Ntaolo hoe
🌿zaza hanjary tsy tan-tsitsiky🍀🍀🍀

29/03/2022

Fa manino ary olona iray tia taratra loatra ? ? ?

Ny Antony dia izao:

Mieritreritra izy fa hoe tsy manandanja eo aminy fiarahamonina raha ampitahainy hafa mitovy azy hany ka io fitaritra io nenazy mba hanamarinana fa manandanja ve izy sa tsia???

Misy zavatra tsapany fa banga ao @ izany mahatonga izy mibanjina an'io fitaratra io tsy afapo mihitsy izy na le olona anaty fitaratra eritreretiny fa hoe sary fa tsy ny tenany mihitsy ka manontany tena izy hoe"tena io tokoa ve no ahitan'olona anahy sa aona?tiako raha io aminy fitaratra io no ahitan'olon'ahy sady tsara be" tsy matoky tena ,tsy matoky valeur izy

mitadiava anao ny zavatra folo mahafinaritra anao ,dia adikao @ taratasy dia apetaho eo d isaky anao ijery fitaratra iny hitanao fonao ny zavatra tianao ireo dia hatoky tena tsikelikely eo anao

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Toamasina