Mireille la bella chanceuse
Bonjour ร tous et a toutes ๐
j'aime le partage et l'รฉchange, merci๐ฅฐ
23/05/2026
๐ดRY LEHILAHY: KARAKARAO SY TOHANO TSARA NY VADINAO
Ry lehilahy,
Ny herinao dia tsy tokony hita aminโny hozatrao fotsiny, fa indrindra eo aminโny fomba ikarakaranao sy hanohananao ny vehivavy izay nofidinao ho vadinao.
Tsy hoe satria miantehitra anao irery izy no ilainy ianao, fa satria tinao izy, ary ny fitiavana dia EZAKA, FIFANOHANANA,FIFANAMPIANA.
โค๏ธAza adinoina:
Ny Lehilahy mahery dia izay lehilahy mahay mikarakara ny vadiny fa tsy hoe matanjaka eo ambony fandriana fotsiny.
Ny Lehilahy tena manan-kery dia izay lehilahy mahay manohana tsara ny vadiny amin'ny lafim-piainana rehetra mihitsy.
Ny Lehilahy tena mendrika ny anarana hoe โvady tsaraโdia tsy hoe Ilay lehilahy "beau gauche" loatra na dia ilaina aza izany fa ny tena izy dia izay lehilahy mahay mandray andraikitra manandrify azy eo Amin'ny ankohonany sy ny vady aman-janany.
Nahoana no tsy maintsy mikarakara sy manohana ny vadiny ny lehilahy?
1. Satria ny vehivavy dia mpiara-dia, aminy fa tsy mpanompony akory.
Ny vehivavy dia fiainana, hery, ary ravaka sarobidy mandravaka ny tokatranonao.
Noho izany,tsy tokony hanao tsinontsinona ny vehivavy isika lehilahy satria tena ilaintsika izy ireo.
Isika lehilahy no sandry, fa izy ireo ilay soroka. Raha miara-miasa tsara ny roa tonta dia tsy misy tsy ho vitanareo.
โค๏ธTsarovy fa ny vehivavy izay voakarakara tsara dia toy Ilay voninkazo voakarakara tsara ao anjaridaina ao,Tonga mamelana Mahafinaritra,Sady manimanitra no mamiratra aok'izay,lavitry ny TOMANY.
Rehefa tsapany fa hajainao izy, arovan'ny fitiavanao izy, tohananao tsara ny vadinao ry lehilahy dia hotratrany mora foana ilay tanjony izay noventesiny aminao iny foana,
Ary mitombo fahatokisan-tena tanteraka io vadinao io fa andramo anie e.
โค๏ธNy Vehivavy iray voakarakara tsara manko dia lasa :
tia kokoa,
mahatoky kokoa,
mitsiky kokoa,
mahavita be kokoa,
ary mameno hery ny tokantranony ho soa.
Farany :Raha tena tianao ny vadinao ry lehilahy dia :
Toroy lalana izy ,aza ampijaliana izy,arovy izy,Karakarao izy
tolory Ilay tena fitiavana izy.
โค๏ธNy lehilahy mandresy dia tsy ilay lehilahy faly nahazo Ilay vehivavy tiany ho vadiny fotsiny , fa ilay lehilahy mahay mitazona sy mikarakara azy mandrakizay.
Zarao Raha nahasoa anao io.
Ary taggeo eto Ilay vadinao MBA ho hitany ity hafatra ity.
Azadino manaraka sy mi abonner ny pejy Mireille la bella chanceuse satria izahay de mikaroka hatrany ny mahasoanao ๐ฅฐโค๏ธ
22/05/2026
๐ดNY CHARBON (arina)
Saribao sy sira dia fomba nentim-paharazana ampiasaina aminโny finoana malagasy mba hanadiovana sy hanalana โsakasakanaโ na angovo ratsy, na aminโny tena na ao an-trano. Tsy fitsaboana ara-siansa izy io fa fomba ara-kolontsaina sy finoana. Araka ny finoana, ny charbon dia misintona na mitroka angovo ratsy, ary ny sira kosa manadio sy miaro. Noho izany dia ampiasaina izy roa rehefa misy olona mahatsiaro tsy milamina, be ady ao an-trano, misy sakana aminโny asa na vola, na rehefa vao nifindra trano.
๐น Fandroana @ sira (fanadiovana tena)
Fitaovana:
โข Sira fotsy 2โ3 sotro
โข Rano mafana na matimaty
Fomba fanaovana azy:
1. Afangaro aminโny rano ny sira.
2. Rehefa avy mandro ara-dalร na dia araraka aminโny vatana ilay rano misy sira, manomboka eny ambony midina.
3. Avela hilona 1โ2 minitra, dia fafร na aminโny servieta.
4. Tsy sasana rano madio intsony ny olona sasany.
5. Misy koa manao vavaka na mangataka fitahiana rehefa manao azy.
Fotoana tsara:
โข Hariva alohanโny hatory mba hialana aminโny hery ratsy nandritra ny andro
โข Na maraina be mba hanombohana andro vaovao madio sy maivana
Faharetany:
โข Indray mandeha isan-kerinandro raha fanadiovana tsotra
โข Afaka atao 3 andro misesy raha mahatsiaro tena mavesatra be
๐ดZavatra tsy tokony atao:
โข Tsy tokony araraka na afangaro aminโny rano maloto na tsy madio
โข Tsy tokony hatao aminโny toerana misy olona sy tsy te hanao izany
โข Tsy tokony hatao ho fomba fanalana olana ara-batana mivantana (ohatra aretina, vola, ady tena) fa atao miaraka aminโny finoana sy toe-tsaina tsara
๐น Fanadiovana trano
โค๏ธFomba 1: Sira fotsiny
1. Mamafy sira kely eny aminโny zoron-trano na eo am-baravarana.
2. Avela mandritra ny alina iray, dia ariana na fafร na ny ampitso.
โค๏ธFomba 2: Charbon sy sira
1. Potehina madinika ny charbon.
2. Afangaro aminโny sira mitovy fatra.
3. Apetraka ao anaty lovia kely eo akaikinโny varavarana na aminโny zoron-trano.
4. Avela 1โ3 andro.
5. Rehefa vita dia ariana any ivelanโny trano.
โค๏ธFotoana tsara:
โข Rehefa vao nifindra trano
โข Rehefa avy nisy ady na korontana tao an-trano
โข Aminโny faranโny herinandro na fiandohanโny volana
โค๏ธFaharetany:
โข Avela 1โ3 andro ny charbon sy sira
โข Tsy tokony havelan-keloka ela loatra (mihoatra ny 3 andro)
โZavatra tsy tokony atao:
โข Tsy tokony havelan-keloka ela loatra ny charbon sy sira ao an-trano
โข Tsy tokony hikasika na afindra toerana raha tsy manana finiavana hanadio ny angovo ratsy
โข Tsy tokony hampiasaina aminโny faniriana hanao ratsy na hanao olana aminโolona hafa
โจ Vokatra antenaina (araka ny finoana)
โข Fahatsapana ho maivana
โข Filaminana ao an-trano
โข Fisokafan-dalana aminโny fiainana
๐ดTsara marihina fa finoana sy fomba nentim-paharazana izy ireo fa tsy voaporofo ara-siansa.
โค๏ธ Azadino manaraka ny pejy Mireille la bella chanceuse satria izahay de mikaroka hatrany ny mahasoanao ๐ฅฐโค๏ธ
22/05/2026
๐ดTOMBONTSOA NY RANO MAFANA MISY MANANASY ๐
Ny rano mafana misy mananasy dia zava-pisotro voajanahary afaka manampy aminโny fitandroana ny fahasalamana.
Raiso ny tapaka mananasy 2 na 3, teteho ary arotsahy anaty rano mafana iray kaopy. Avela hilona kely dia azo sotroina. Afaka sotroina isanโandro izy io.
Ny mananasy dia manankarena vitamina, acides aminรฉs ary polyphรฉnols, izay:
โข manampy aminโny fanatsarana ny fikoriananโny rร ,
โข mety hanampy aminโny fampihenana ny tosidra,
โข miaro ny lalan-drร ,
โข ary manamafy ny hery fiarovanโny vatana.
Izy io koa dia afaka manampy aminโny fanadiovana ny vatana, aminโny alalanโny fanesorana poizina sy mikraoba, ary mety hanampy aminโny olona manana allergie.
โ ๏ธ FAMPITANDREMANA :
Zava-dehibe ny mahafantatra fa tsy fanafody manasitrana aretina lehibe toy ny homamiadana (cancer) ny rano mafana misy mananasy. Tsy misy porofo ara-tsiansa manamarina izany. Raha misy aretina, indrindra raha mafy, dia ilaina ny manatona mpitsabo.
Ny fisotroana azy dia atao ho fanampiana aminโny fikarakarana ny fahasalamana ihany.
Tandremo ny fahasalamanao, fa izany no harena sarobidy indrindra๐ฅฐ
โค๏ธ Azadino manaraka ny pejy Mireille la bella chanceuse satria izahay de mikaroka hatrany ny mahasoanao ๐ฅฐโค๏ธ
22/05/2026
๐ด๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ ๐๐ ๐ผ๐๐๐๐ผ ๐๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐ 1๐๐ ๐๐ ๐ผ๐๐ฝ๐๐๐ ๐๐๐ฝ๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ ๐ผ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ผโ
โMaro ny gaga sy manontany tena hoe:
โFa misy fanafody inona ao anatin'ilay sachet 1kg no apetraka eo ambony kibo, indrindra ho an'ireo avy nodidiana (Cรฉsarienne)โ๏ธโ ๐ค
โ๐ Ny valiny: Tsy ny siramamy na lay fasika akory no manasitrana ao, fa ilay LANJANY (1kg) no tena ilainaโผ๏ธ
โInona no tena asan'io lanja ioโ๏ธ
โ
Mampikaikona ny tranonjaza: Manampy azy hifintina tsara.
โ
Misoroka ny rร mandeha be: Izay no tena loza mitatao aorian'ny fiterahana (Hรฉmorragie du post-partum).
โ
Mamerina ny tranonjaza amin'ny toerany: Mba hiverenany tsikelikely amin'ny habeny taloha.
โโ ๏ธ Tsarovy anefa: Tetika fanampiana fotsiny ihany ilay zavatra 1kg. Ny tena fikarakarana fototra dia:
โ๏ธ Ny fanaraha-maso akaiky ataon'ny mpitsabo.
โ๏ธ Ny massage utรฉrin
โ๏ธ Ny fampinonoana dia (mandrisika ny vatana hampifintina ny tranonjaza).
โ๏ธ Ny repos complet ho an'ilay reny.
โFomba tsotra nefa mamonjy aina! ๐ฅฐ
โ
โค๏ธ Azadino manaraka ny pejy Mireille la bella chanceuse satria izahay de mikaroka hatrany ny mahasoanao ๐ฅฐ
06/05/2026
โค๏ธ MASQUE MAHATANORA
๐ด"Masque รclat Jeunesse โจ |
Mรฉlangez 1 jaune dโลuf + 1 cuillรจre ร cafรฉ de curcuma + 1 cuillรจre ร soupe de miel.
Appliquez 15 min et rincez. Peau lumineuse et รฉclatante en un seul masque ! ๐"
โค๏ธ N'oubliez pas de suivre Notre page Mireille la bella chanceuse
Merci !
31/03/2026
โค๏ธIza daholo tia voyages o?
Mentionneo lay namanao tia mivoages bรฉ iny๐ฅฐ
31/03/2026
๐บโ ๏ธ TANDREMO ny fisotroana alikola diso TAFAOTRA ...
๐ฅบ Ny fisotroana alikaola dia mety hiteraka izao toe-javatra hita amin'ny sary izao.
๐ดSaingy tsy io ihany no antony, ka izany no maha-zava-dehibe ny fahalalana bebe kokoa momba ny fahasimbanโny aty ๐ฉบ. Ohatra, ity olona ity dia tsy mbola nisotro alikaola mihitsy nandritra ny fiainany, nefa jereo ny habetsahanโny ranoka nesorina tao aminy.
๐ดMatetika ny olona dia mihevitra fa raha misy olona manana kibo mivonto tahaka izao, dia voanโny cirrhose izy ary mety ho mpisotro toaka. Ary aminโny ankamaroanโny tranga dia mety ho marina izany, saingy misy olona tsy nisotro alikaola mihitsy nefa tonga aminโizao toe-javatra izao ihany izy ๐.
๐ดNoho izany dia ilaina ny mahafantatra fa ny cirrhose vokatry ny alikaola dia TSY izy irery no mahatonga ny ascite (izany hoe fitangoronana rano ao an-kibo) ๐ง. Raha ny marina, ny aty dia mety ho simba (cirrhotique) na dia tsy nisotro alikaola na indray mandeha aza ny olona.
๐ดNy zavatra atao aminโity marary ity dia antsoina hoe paracentรจse ๐ฉน๐, izany hoe fampidirana fanjaitra ao an-kibo mba hanesorana ilay rano miangona, mba hahafahanโilay marary miaina, misakafo ary mihetsika tsara kokoa.
๐ดSatria raha misy rano 10, 15 na hatraminโny 20 litatra ao an-kibo, dia manindry ny taova rehetra izany: ny havokavoka, ny vavony ary ny tsinay ๐ฃ.
๐ดTsy tsara raha atao aminโny toerana tsy madio sy tsy voafehy tsara io fomba fitsaboana io, satria mety hisy fahasarotana rehefa esorina tampoka be ny rano โ ๏ธ. Saingy indraindray dia atao maika izany, rehefa tena mila fanampiana haingana ilay marary, mba hanavotana fotoana alohanโny handefasana azy any aminโny hopitaly ๐.
๐ดNa izany aza, ny mampalahelo aminโizao toe-javatra izao dia hoe rehefa voasintona ilay rano dia tsy midika hoe vita ny olana. Mahazo fotoana kely fotsiny.
๐ฅนSatria mety hiverina indray ilay ranoโฆ ary miverina indray ny olana, indrindra raha misy aretinโny voa na aretinโny fo koa ilay olona ๐.
Azadino manaraka ny pejy Mireille la bella chanceuse satria izahay de mikaroka hatrany ny mahasoanao ๐ฅฐ
Santรฉ Naturelle
13/03/2026
๐จ โ ๏ธ 80% NY OLONA TSY MAHAFANTATRA FA TSY MIKORIANA TSARA NY RรNY โ ๏ธ
๐ด FOMBA AHAFANTARANA FA MISY OLANA NY FIKORIANANโNY Rร Raha misy ireto soritrโaretina ireto dia aza atao tsinontsinona: โ๏ธ Tongotra mangatsiaka matetika โ Tanana mivonto ๐ตโ๐ซ Fanina tampoka ๐ข Marary loha matetika ๐ฎโ๐จ Sempotra
โ ๏ธ Mety ho famantarana: ๐ธ Lalร n-drร tsentsina ๐ธ Rร mivaingana ๐ธ Rร tsy mikoriana tsara....
๐จ Raha tsy tsaboina dia mety hitarika: ๐ฅ AVC ๐ฅ Infarctus ๐ฅ Paralysie
๐ฟ Misy astuce natoraly tsotra afaka manampy manadio ny rร sy manatsara ny fikorianany. ๐๐๐
๐ Azadino manaraka ny pejyMireille la bella chanceuse satria izahay mikaroka ny mahasoanao๐ฅฐ
24/02/2026
โค๏ธMPANDRESY IANAO
โค๏ธRehefa vita ny firaisana ara-nofo, ny lehilahy dia mametraka 200 ka hatr@ 300 tapitrisa Spermatozoรฏde.
Manomboka milomano miakatra makany ambony izy ireo MBA hiaonany amin'ny atody na ovule.
๐ฉ300 tapitrisa no nandray Anjara fa 500 iany no tonga teo ร kaikin'ilay atody ร min'ny farany fa ny sasany reraka andalana satria enjana be ny lalana.
๐ฉAry tao anatin ireo 300 Tonga manodidin'ilay atody ianao, ร vy eoiray ihany no tafatsofoka sy nitambatra taminy. TSY IZA IO MPANDRESY IO FA IANAO ! Efa MBA tao andohanao ve izany ?
๐บNifaninana niazakazaka tsy nisy maso sy tongotra ianao nefa NANDRESY.
๐บNifaninana niazakazaka tsy nisy fampianarana ianao nefa NANDRESY.
๐บNifaninana niazakazaka tsy nisy diplรดma ianao nefa NANDRESY.
๐บNifaninana niazakazaka tsy nisy fanampiana ianao nefa NANDRESY.
IZA NO MILAZA AMINAO FA HO RESY IANAO IZAO !?
Izao ianao manana maso sy tongotra, fahalalalana, izao ianao manana paik'ady oetina miady amin'ny fiaianana, manana nofy sy tanjona.
Nateraka tsy hilavo lefona ianao, ary ianao io ilay tsy nanaiky resy hatr@ farany t@ andro voalohany, noho izany tsy afaka ny hijanona ianao izao, ny hiemotra @'izao dia toy ny manopa ilay Nahary anao.
Na inona miseho amin' ny fiainanao , RAISO TOY NY Tanjona IZANY,TADIDIO FOANA FA TAO ANKIBO IANAO DIA EFA MPANDRESY.
Ary amin'izao adinao izao dia mbola ivoka MPANDRESY ianao. . ๐
Mankahery anao aho.
๐
โค๏ธ Azadino manaraka ny pejyMireille la bella chanceuse satria izahay de mikaroka ny tsara ho anao๐ฅฐ
14/02/2026
๐ด๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐๐ฅ๐ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ฅ๐๐ฉ๐ข๐๐ข๐ญ๐
๐ต๐ ๐จ๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐-"๐ฝ๐๐๐๐๐๐
๐" ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐
Ny nosintsika dia isanโny faritra mivoaka matetika aminโny vaovao iraisam-pirenena rehefa fotoanโny fahavaratra sy fotoan'ny rivo-doza toy izao. Tsy kisendrasendra izany fa vokatry ny toerana misy antsika sy ny tontolo iainana manodidina antsika.
๐ด๐. ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ "๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐" ๐๐๐๐๐๐๐๐?
Madagasikara dia toy ny "ampisambotra" (bouclier) lehibe eo amin'ny Ranomasimbe Indiana.
- - ๐๐ฒ ๐๐๐จ๐ ๐ซ๐๐๐ข๐: Mitsatoka eo afovoan'ny lalana falehan'ny rivo-doza isika. Noho ny haben'ny Nosintsika, isika no tany midadasika voalohany sakan'ny rivotra miforona avy any atsinanana.
- - ๐๐ฒ ๐๐ข๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐ "๐๐ฅ๐ข๐ณ๐ฬ": Ny rivotra eo anelanelan'ny ekoatera sy ny tropiky ny Capricorn dia mitsoka avy any Atsinanana miankandrefana foana. Io no manosika ny rivodoza ho aty amintsika.
- ๐๐ฒ ๐ก๐๐ซ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ "๐๐จ๐ซ๐ข๐จ๐ฅ๐ข๐ฌ": Noho ny fihodin'ny Tany, ny rivodoza aty amin'ny ila-bolantany atsimo dia mihodina manaraka ny famantaranandro ary mizotra mianatsimo-andrefana, ka mitatitra azy ireo hitsatoka mivantana amin'ny morontsiraka atsinanantsika.
๐ด๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐
๐:
- ๐ต๐๐บ๐ ๐๐จ๐๐น๐๐ช๐ ๐จ๐ ๐ณ๐ผ ๐๐ฌฬ๐๐ต๐๐ถ๐:
Kely kokoa izy ireo ka indraindray "mandalo" fotsiny ny rivotra. I Madagasikara kosa dia tany midadasika, ka rehefa tafiditra ao ny rivo-doza dia mijanona ela vao mivoaka, ary mandravarava be.
- ๐ผ๐ญ๐๐ฐ๐๐จ: (๐ด๐ค๐๐๐๐๐๐ ๐):
Matetika i Madagasikara no miaro an'i Afrika. Rehefa mandalo eo amintsika ny rivo-doza dia mihena kely ny heriny vao tonga any amin'ny Kaotinanta.
๐ฎ. ๐ด๐ก๐ฌ "๐ฆ๐ข๐๐๐๐" ๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐ฅ๐๐ฉ๐ข๐๐ข๐ญ๐
Ny rivodoza dia tsy inona fa milina goavana mandeha aminโny hafanana.
Mila rano mafana mihoatra ny ๐๐.๐ยฐ๐ izy vao velona.
๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐: Ny Ranomasimbe Indiana dia malalaka sy mafana be, manome hery fara-tampony ho anโny rivodoza alohanโny hidirany any Toamasina, Maroantsetra, na Mananjary.
๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐ (๐ณ๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐'๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐) : Ity lakandrano ity dia toy ny "koveta" misy rano mafana be. Rehefa tafiditra ao ny rivodoza, dia mahazo hery vaovao indray izy. Io no antony mampidi-doza ny rivodoza miverina (toy ny nitranga tamin'i Freddy), satria mbola misy "solika" mamelona azy ao aminโio lakandrano io.
๐ฏ. ๐ด๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ญ๐๐ก๐ ๐ฅ๐๐ฉ๐ข๐๐ข๐ญ๐ ๐ฅ๐ข๐ ๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐๐-๐๐ข๐ญ๐ ๐๐ง๐ข ๐๐ ๐๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐
Tsy mitovy ny fomba famely ny rivodoza avy amin'ny lafiny roa:
๐. ๐๐ฒ ๐๐ง๐ฒ ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ง๐๐ง๐: "๐๐ฅ๐๐ฒ ๐๐๐๐ฒ ๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ญ๐ซ๐"
Ny faritrโi Toamasina sy ny manodidina dia "vavahady" mivoha. Tsy misy sakana eo anelanelany sy ny ranomasina malalaka. Matetika ireto rivodoza ireto no mitondra " rivotra mahery vaika " manapotika trano sy fotodrifitra satria vao avy nahazo hery tamin'ny ranomasimbe izy ireo.
๐. ๐๐ฒ ๐๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐๐๐๐ง๐: "๐๐ฅ๐๐ฒ ๐๐จ๐๐๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ค๐"
Eo aminโny Lakandranon'i Mozambika, matetika misy ny fifandonanโny rivotra mafana avy any Avaratra sy ny rivotra mangatsiaka avy any Atsimo.
๐๐จ๐ค๐๐ญ๐ซโ๐ข๐ณ๐๐ง๐ฒ: "voafandrika" eo ilay rivodoza ka tsy mahita lalana hivoahana (re-curvature).
๐๐ฒ ๐ฅ๐จ๐ณ๐ ๐๐ญ๐๐ซ๐๐ง๐ฒ: Orana be tsy an-kijanona mandritra ny andro maromaro, izay miteraka tondra-drano goavana, na dia tsy dia mafy loatra aza ny rivotra.
๐ฐ. ๐ด๐ก๐ฌ ๐๐๐ข๐ฉ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐ง๐ข๐๐ง๐ฅ'๐๐ก๐๐ฅ๐ข: ๐ก๐ ๐๐ผ๐๐ฎ ๐ ๐ถ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ฉ๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ
Marina fa hatraminโizay isika no be rivodoza, saingy noho ny fiakaranโny maripananโny tany, dia miova ny endriky ny loza:
๐ฏ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐: Lasa haingana be ny fihidin'ny rivotra (mahery vaika kokoa).
๐น๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐: Lasa mitondra orana betsaka kokoa ny rivodoza ankehitriny, ka ny tondra-drano sy ny fihotsahan'ny tany, trano no lasa mono olona voalohany raha eto amintsika.
๐ฏ๐๐๐๐๐๐: ๐ต๐ ๐๐๐๐๐
๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐: ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ "๐๐๐๐๐๐" ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ "๐๐๐๐๐๐". ๐ป๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐, ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
๐ด Azadino manaraka ny pejy Mireille la bella chanceuse satria izahay de mikaroka hatrany ny mahasoanao ๐ฅฐ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina
501
