Camilla curly Tamatave
Andriamanitra irery ihany no Tokiko�
Prestation:Curly à domicile
vente de produit naturelle 🥰
Contact:0344248213/0327168008
Lieu:Tamatave
Boratsan-tsognambo😋
sakafo mahabotra2 sy nahatombo antegn koa fa cyclone 🥰
efa maro zaza tsy mahafantra zan avahizo😅
Te hilomagno natoraka adrano eky ery jirama keiii 🤧🙄
cyclone taminjareo tagny fa nanomboka lahaly 🙄
aza mba miasaraka Kely eo ne ahitanay anareo eh 🙄🤣🤣🤣
Big shout out to my newest top fans! Lutchiana Brenda Mariana, Maman Dylan S'y Mylan, Ēl Jāøby, Liah Raz, Angelica Rafanomezana
01/08/2025
Salama daoly ô🥰
Ny voalohan'ny volana Aogositra toy izao no no fanapahana volo satria amin'izay maniry tsara izy💇😊
Tsy finoanoam-poana velively anefa izany fa misy antony manokana ☺️😊
Mifarana ny faran'ny volana Jolay mantsy ny ririna ilay tena mamirifiry iny ; noho izany faranana kely ny volo ny voalohan'ny volana Aogositra mba hialan'ilay tahom-bolo vakivaky sy makina hatsiaka izay 🥰😍
Salama tsara izy dia mitombo tsara ihany koa avieo 😍🥰
Iza daoly no hanapaka androany? De anareo ihany vé sa any de coiffure ?
Perso: Zah ihany no manapaka n'a mety n'a tsia Mila iz tapaka foana 😅
Bonne journée daoly 😊
Salama daoly eh🥰
Ela2 izay efa vonona daholo vé hanapaka volo rahampitso 💇
Ny zava-drehetra tsy voatery ahafaly anao,fa ny zava-drehetra dia miaramiasa ahasoa anao 🥰🙏
Fy Rasolof
oniaina 🎶
Ngah hita eh 🥴😏
Tsapako beuh 🥺🤭😅
Josée Eulalie zinga anw 🤣🤣
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Toamasina
501
