Baongita Cosmetic's
Vente et conseils
08/11/2025
Beurre by BAONGITA dispo de suite
15000ar pour 200ml
Venez en MP les amies 🥰
07/05/2025
Mangatsiaka ny andro⭐🌨️⭐
Arovy ny volo tsy ho vakivaky
Jifao ny menaka BAONGITA ❤️
22/04/2025
BAONGITA ❤️
27/02/2025
Cc les amies🥰
Iza koa no Tia coupe karaha io
BAONGITA Mbola ato sady benavony nafindra eee😘😘
16/10/2024
Niova tanteraka🥰
Miha tsara Ary tsy voatery ho an'ny volo ngita fa mety am karazam-bolo rehetra🥰
11/11/2023
Itanareo ve io Mony am tarehiko io😁
Taloha an! Herinandro eo eo io Mony io vao afaka tanteraka satria za nanana peau grasse. Tsy acnéique fa resaka hormones nenah no Antony mampisy Mony izay tsy azoko iodivirana🙄
Iray taona izay za nampiasa MOUSSE MALANDY 🥰🥰🥰
Bye-Bye peau grasse🥰
Mony mivoaka niany manjavona amaraigna 🥰
Ampiasao aloha eee! 8000ar fotsiny 🥰🥰🥰
08/11/2023
Ny tsiambaratelon'ny hamanjana🥰
Mousse malandy à base de savon de Marseille huile de coco avocat et curcuma🥰
8000ar🥰
23/09/2023
Cc les amies 🥰
Indro ary Ilay routine tsy maka lagy by BAONGITA 🤩
Volo tsy maloto io le avy nanao locs 1mois🥰
Maka flacon dia asiana rano. Arakaraka ao carbonate 1sachet et thé vert 1sachet 💚
Démêlage à la main hatrany no nataoko satria tsy nibango pendant 1mois zany fa ni locs😜
Atsifitra ilay mélange eo ambony, atao par section ny volo dia démêler Na am tanàna
Sary2: ravintsomanga mixé sy huile de ail et gingembre. Osorana par section sady démêler à la main ihany
Tsy Mila peigne mihintsy aloha atreto
Rehefa voaosotra par section ilay ravimbageda dia asiana temps de pose 1h afaka fonosina sachet ny loha🤩
Kobanina tsara avy eo d atao dokodoko🤩
Le lendemain izy vahana satria nenah nentiko natory Ilay dokodoko Dia io am sary faha efatra io ny fivoakany🤩
Nasiako soins sans rinçage kely ilay rambom-bolo dia nangilatra sy hydraté au max🤩🤩🤩
19/09/2023
Cc les amies 🥰
Cc hono nareo ozy mini MOI😂
I Joyce tompoko tsy BAONGITA fa CURLY🥰
Misy avant première kely Ty azavaiko ny atao hoe HYDRATATION 🥰
Misy isika manafangaro hoe Mila manasa volo foana ve?🙄
Zay tinao ihany io e!🥰
Zay ilay hoe routine tsy maka lagy fa ny Ahy Zao isaky 4jours no manasa volo am shampooing solide izay za ihany no manamboatra anazy fa sinon afaka mampiasa savony NOSY, tout ce qui est savon naturel mety daholo de préférence savon de Marseille 🥰
AO VE NAREO 😍😍😍
Raha tsy te ampiasa savony d afaka tsifirina am Psitch le tavoangy vaporisateur ireny fa nenah 'nilalaovin'i Joyce Dia Simba donc riatako am tanàna foana dia efa basy🥰
HYDRATATION mira rano mira eau mira water
Donc mazava hoe tsisy afa tsy rano no resaka eto🥰
Volonay sy Kiala ya 10mois io🙃🙃🙃
A suivre de très près 😳😳😳
Cordialement BAONGITA 😘😘😘
17/09/2023
Cc les amies 🥰
Izara ny mahasoa isika araka ny nampanantenako ô🥰
Alohany izarako ilay routine tsy maka Lagy Dia azavaiko vetivety aloha ny atao hoe LOCS
Misy ny atao hoe Micro locs
Misy dride locs le otrany bob reny
Misy randran-droa araka ny hita am sary ireo
Fa ny Ahy io izao micro locs randrana Telo afaka sasana afaka atao bain Na soins izay tinao, afaka entinao mandritra ny 1 à 2mois eo sady tsy manimba volo fa à condition mila hydratation sy soins tout les 4jours fotsiny Dia milamina🥰
Izay aloha no atao hoe LOCS, anisany coiffure protectrice tena tiako satria tsy manahirana no manja foana na tsy manam-potoana aza🥰🥰🥰
A suivre de très près😳😳😳
Cordialement BAONGITA 😘
16/09/2023
Cc les amies 🥰
Elaela ô!
Araka ny namapanantenako vao tsy ela Dia izara routines tsy maka lagy eto i BAONGITA ato ato🥰
Aza miala ary! Araho akaiky ny page fa tsy ho ela Dia raikitra ilay nampanantenako an!
Marihiko kely fa crépu na kinky na type 4c no tena imasohantsika satria izay no voloko ato🥰
Volo vao avy novahana tsy maloto io satria nanao locs pendant un mois za teo Dia ilay soins approfondie nataoko no ho publier ko eto
PS: rahavako kambana amiko Ilay a gauche io😂😂😂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Toamasina
501
