Shooting With Me
Tendance beauté 🛍️🥰
Salama ntsika jiaby
Ho anao izao mitady huile coco pure aza misalasala fa vokatra Kay eee
Ano n mitaiza Kely na ho anao ikarakara volo sy ny Maro samihafa hatolotra mpitiavana be ha Anareo ilay huile coco pure
Tandremo sao tara aiii!commnde'no alifaso aloaloa
Bisous 😘
23/04/2022
Salut salut daoly tsika ,miandry ny commande nareo ndray Zay ato eee 🙂 efa andalana ny coco tsika Kay alefaso n'y commande ,bola tsy miova prix tsika ato aiii
125ml 5000Ar
Zany oe 40000Ar ny 1litre
Mirary soa sy ny tsara ho Antsika rehetra Ary ooo
Salama daoly tsika,
Efa misy ny huile coco tsika fa EFA ela be Zay aaah,
Toy izao Ary n'y fandehany:
=> mandray commande izay Ary afaka manao livraison arakaraka ny toerana anaterana anazy ny frais de livraison
=>Ny menaka vokarinay ato Azo antoka fa Tsy mitampoka
=>40 000Ar ny litre
Miandry ny commande narrow Ary Zay tompoko
19/11/2021
Miarahaba antsika rehetra tompoko, ito ny huile coco pure izay azo jifainao eto La bonté de l'huile coco
Mandray commande izahay
Marihina fa tena pure izany oe tsisy fangarony ny vokatra.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tamatave
Toamasina
501
