Produits TSARA VOHA

Produits TSARA VOHA

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Produits TSARA VOHA, Health/Beauty, Mangarano Toamasina, Toamasina.

14/09/2022

Ho antsika izay magniry ny hadio tarehy an dia mitongava ao amin'ny La Fabrique des Pratiques Entrepreneuriales de Tamatave fa ao no ahitantsika azy io : savon de visage FAN'DIO vita@ argile, vahoana, tantely.Afaka misafidy izay mety@ tarehinao ianao

Photos from Produits TSARA VOHA's post 10/09/2022

Aza adino manjifa ny savony vita malagasy an, ao @ la fabrique no ahitantsika anizany, FAN'DIO no anaran'io savony io, mety anadiova vilia,akanjo......afaka miantso ny 034 72 342 33

Photos from Produits TSARA VOHA's post 29/08/2022

Ho antsika izay mitady vahaolana@ resaka fahadiovana an dia ity misy torohevitra tena mahaomby : mampiasa ny ranontsavony FAN'DIO, izy io dia mety hanasana zavatra maro toy ny πŸ›οΈπŸš–πŸ›΅πŸš²πŸŽ’πŸ‘›πŸ‘—πŸοΈπŸ½οΈπŸ”ͺ. Misy ihany koa ny vaigantsavony azo anasana πŸ‘—πŸ‘›πŸŽ’πŸοΈπŸ½οΈπŸ”ͺπŸš²πŸ›΅πŸ›οΈπŸ©³πŸš–. Ao ihany koa ny savony fandrona sy ny natokana ho fanasana tarehy,izany hoe manala tasy,tapano......

Photos from Produits TSARA VOHA's post 06/08/2022

Aza adigno fa rahampitso ny farany @ le Fier Mada an ,ny mpanao gazety sy ny olom_pirenena dia efa tao avokoa, mitongava sao anenina e,ao no ahitana ny ranontsavony FAN'DIO rehetra izay natao @ vidiny mora dia mora.Ao amin'ny kianjan'ny MAKI andohatapenaka ilay izy.

Photos from Produits TSARA VOHA's post 03/08/2022

Mankasitraka betsaka ho anareo izay efa nandray anjara ary mbola manantena ny fahatongavantsika maro dia maro fa mbola mitohy rahampitso ka hatramin'ny alahady ny Fier Mada andiany faha 23 ,izay hitantantsika ao amin'ny kianjan'ny MAKI andohatapenaka amin'ny stand La Fabrique ahitana ny produits tsara voha rehetra toy ny savony FAN'DIO.....

Photos from Produits TSARA VOHA's post 25/07/2022

Savony sy ranon_tsavony FAN'DIO izay hitantsika ao @ la Fabrique ampitan'ny hopitaly kely na afaka miantso ny laharana :034 72 342 33
Marihina fa amin'ny vidiny mirary dia mirary izy ireo

Photos from Produits TSARA VOHA's post 17/06/2022

Savon barre FAN'DIO
Mety anasana lamba, lovia ,kiraro sns......
Mafy sy mandroatra Tsara
Manadio,manala tasy @ akanjo
Manitra citron πŸ‹πŸ‹
Toerana ahitana azy Dia ao @ La Fabrique eo ampitan'ny hopitaly kely
Contact:0347234233

Photos from Produits TSARA VOHA's post 12/05/2022

Mbola tsara olo jiaby, aza adino ny mitsidika ny la FABRIQUE ampitan'ny hopitaly Kely fa ao no ahintantsika ny savony FAN'DIO 1 kg izay amin'ny vidiny 10000 ariary, savony mafy tsara sady mamory be ary manadio toy ny πŸ₯„πŸ”ͺπŸ½οΈπŸ‘—πŸ‘”πŸŽ½πŸ‘–πŸ‘•πŸ‘ŸπŸ‘š
TΓ©lΓ©phone :0347234233

Photos from Produits TSARA VOHA's post 10/05/2022

Salama aby e, aza adino ny mitsidika ny La FABRIQUE ampitan'ny hopitaly Kely fa ao no ahintantsika ny liquide vaisselle🍽️πŸ”ͺπŸ₯„ FAN'DIO 1 litre izay amin'ny vidiny 2800 ariary ,misy parfum pomme sy citronnelle.Marihina fa izy io dia mampadio sy mampangirana ireo kojakoja an_dakozia,manasa antsika rehetra mba hanjifa e.
Contact :0347234233

Photos from Produits TSARA VOHA's post 04/05/2022

AllΓ΄,allΓ΄ πŸ“’πŸ“’πŸ“’ antsika jiaby e,misaotra betsaka an'ireo efa nanjifa an ary manentana an'ireo izay mbola tsy nampiasa fa ny lessive FAN'DIO πŸ‘—πŸ‘”πŸŽ½πŸ‘–πŸ‘•sy ny savony FAN'DIOπŸ‘šπŸ‘ŸπŸ‘œ dia efa natao amin'ny vidiny izay zakan'ny rehetra ,izany dia hitantsika ao amin'ny La FABRIQUE ampitan'ny hopitaly Kely.Na koa afaka miantso ☎️ny 034 72 342 33

Photos from Produits TSARA VOHA's post 29/04/2022

Ny association Tsara voha Dia ahitana ireto produits maraka ireto :
_liquide vaisselle FAN'DIO 1 litre
_lessive FAN'DIO 1 litre
_savon de toilette FAN'DIO 50g sy 100 g
_savon de visage FAN'DIO 50g sy 100g
_savon barre FAN'DIO 1000g
Ireo rehetra ireo Dia hitantsika ao amin'ny La FABRIQUE ampitan'ny hopitaly Kely,izay amin'ny vidiny mirary avokoa
Contact : 0347234233

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Mangarano Toamasina
Toamasina