Manampy'Soa

Manampy'Soa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manampy'Soa, Health/Beauty, Toamasina.

22/11/2025

Notre fameuse huile spécialisée pour booster sainement la pousse de cheveux et soigner profondément les cuirs chevelus 🌿

Ny jirofo (clou de girofle) dia iray amin'ireo zava-manitra tena mahasoa be ny volo. Ireto avy ny soa entiny :

🌿 1. Manamafy sy mampatanjaka ny volo

Ny jirofo dia manankarena anti-oxidant sy mineraaly izay manampy hampatanjaka ny vatan’ny volo ka hisoroka ny fahatapahana sy ny fihenan’ny volo.

🌿 2. Mampitombo ny fitomboan’ny volo

Manamafy ny circulation amin’ny hodi-doha izy, ka mampihetsika ny folikelan’ny volo. Izany no mahatonga azy:

Hanampy ny volo hitombo haingana

Hanentana ireo volo mitsilany (baby hairs)

🌿 3. Miady amin’ny dandruff sy ketrona

Ny jirofo dia manana fahaiza-miady amin’ny:

Fungus

Bakteria

Inflammation

Noho izany dia tsara ho an’ireo manana:

ketrona, poil (pellicules)

hodi-doha marefo sy mangidihidy

🌿 4- Manatsara ny hodi-doha

Manampy amin’ny:

fampihenana sebum be loatra

fisorohana ny fihenan’ny volo ateraky ny inflammation

famerenana ny hodi-doha ho salama

🌸 Natao ho an’ny karazana volo rehetra

Disponible tout de suite à :
TAMATAVE : Manampisoa Elva Jacquela
Vavatenina : Gabriella Marie Zafinasy
Fenerive-est : Ollynah Florisca

Afaka mandefa amin'ny faritra ☺️

21/11/2025

🚨 PACK EXTRA-POUSSE AU CLOU DE GIROFLE 🚨

Hello team cheveux naturels 🥰🌿

Notre gamme complète est enfin là 🥳

Ho anao te hikarakara randragna,te hagnano retour au naturel,nefa tsy mety misy produits mety amin'ny randranao,na mbo te hagnandragna karazany hafa.
Reto misy natao ho anao :

CRÈME COIFFANTE EXTRA-POUSSE:
✨Mampalefadefaka randragna
✨ Mampalaky kokoa fitombosan'randragna
✨ Mampaniry randragna
✨ Magnagnamia aigna randragna
✨ Mampangiragna randragna
✨ Magnerigna randragna am "état naturel"
✅ Prix
GM: 20.000Ar
PM: 10.000Ar

HUILE EXTRA-POUSSE :
✨Miaro randragna tsy ihintsagna
✨Miaro randragna tsy ho tapatapaka
✨ Mampaniry faritra sola (na lalahy)
✨ Mampatevigna kokoa randragna manify
✨ Mampaniry randragna farany
✅ Prix :
18.000Ar : femme et enfant
20.000Ar : spécial pour homme

SHAMPOOING EXTRA-POUSSE
✨ Magnadio randragna hatramin'ny fakany agny
✨ Mampitsiry sy magnamia aigna randragna tsy mety lava na tapatapaka na mitsoaka amin'ny fotony
✅ Prix:15.000Ar

GELÉE 2 EN 1: Masque & Leave-In
✨ Activateur de boucles amin'ny lay tegna azo antoka ary tsy mifidy karazandrandragna
✨ Magnalefaka sy mampamandigna randragna ary misy akora nourrissant be agnatiny
✅ Prix : 18.000Ar

☑️ Disponible de suite à :
Tamatave : Manampisoa Elva Jacquela
Vavatenina : Gabriella Marie Zafinasy
Fenerive-est : Florisca Ollynah

Ary afaka mandefa amin'ny zay tany misy anao

Efa maro no nahita vokatsoa tagnatin'ny telo taogna nisiany vokatra Manampy'Soa kay
Akory anao ? Tsy mbo hagnandragna ? 🥰

Mandigny anao ariky zahay amin'ny mp agny 🥰😘

Photos from Manampy'Soa's post 20/11/2025

Les pépites de Manampy'Soa 🌿

CRÈME COIFFANTE🌼

🍂Tapatapaka randranao?
🍂Mitotra na mihintsagna?
🍂Simban'ny produit importé isankarazany (Loko, brushing,sns ?
🍂Maimaigna lava?
🍂Tsy mety mamoako boucle tsara?
🍂Mahay sola ?
🍂Ela be vo maniry,ela be vao lava ?

Natao ho anao ariky ''Crème coiffante '' raika to.
Crème coiffante à base de cire d'abeille, ary ahitagna huile essentielle bio ilainy randragna.

Soa azo avy amnanjy:
☘️ Mampalefadefaka randragna
☘️ Mampalaky kokoa fitombosan'randragna
☘️ Mampaniry randragna
☘️ Magnagnamia aigna randragna
☘️ Mampangiragna randragna
☘️ Magnerigna randragna am "état naturel"

Fomba azo ampiasagna ananjy:
☘️ Agnanovagna bain d'huile
☘️ Andrindrefagna randragna

🌼 Mety am karazandrandragna jiaby
🌼 Mety am zaza

Vidiny :
🎁100ml = 10.000ar
🎁250ml = 20.000ar


HUILE EXTRA-POUSSE🌿

🍂 Miaro randragna tsy ihintsagna
🍂 Miaro randragna tsy ho tapatapaka
🍂 Mampaniry faritra sola (na lalahy)
🍂 Mampatevigna kokoa randragna manify
🍂 Mampaniry randragna farany zay malaky

🌼 Mety am karazandragnagna jiaby
🌼 Mety am zaza 12 ans miakatra

Vidiny :
🎁 18.000Ar (Lay natokagna ho an'ny viavy)
🎁 20.000Ar (Lay natokagna ho an'ny lahy)

Efa maro no nahita voka-tsoa,kay aza misalasala fo tsy hanegnigna anao 🤗🌿

05/11/2025

Happy birthday Manampy'Soa 🥳🩷🌿

Telo taogna amin'ny niany sahady 🥹❤️

Karaha io izy tamin'ny voalohany 🫣

Nataoko tam ''Label maker'' (apk) étiquettes nanjy io. 🤭

Ni- imprimer-ko tam papier vélin fogna de nataoko colle😅

Rah itoerany io bocal'n bledina fo naheriko nilokogny rakony 😆 (Cousin nay zay nitsangingeko nandeha nizaha peinture doré de izy nandoko ananjy,merci lesy Brindi Aadel 🙏🏾 )

Makamakatr'andro otrizay edy zah nitety Fenerivo nandeha nivarotra ananjy voalohany. 🥺

Viavy magnano cash point re tegna nitetiteziko taminjay.

Nisy vitsivitsy taminjare intéressée be,fo vo maregny hoe zaho olo nagnamboatra ananjy fo tsy olo avy Tamatave na Antananarivo de mihemotra zare 🤭
Oui,misy efa hamoaka vola hividy de magnontany hoe ''Tô mo lay amboarinery.... a Tana na Tamatave Igny?'' ahay ozy antegna,de mihemotra zare.

Fo nisy tsy nisalasala ndreky,isaorako anjare heram-po heran-tsaigny 🙏🏾
8000Ar nare vitsivitsy regny namelombelogna nofinofy maventy be 🫶🏾

Bref,telo taogna niany zay.
Ko raha zaza mbola tsy afakosa tsara be fo mbola mijoro ndreky.
Izay tsy noho zaho sy ezakanahy fogna fo nohon'ny fanohagnanolo maromaro ambadimbadika agny. 🥹
Manjifa,manoro hevitra sns
Misaotra misaotra misaotra 🙏🏾 ❤️

24/10/2025

🥭 Ny manga sy ny volo (Fotoagnany laste Zao)

💛 Tombontsoa lehibe ho an’ny volo

1. Manome hamandoana lalina (hydration naturelle)
– Ny manga dia manankarena vitamina A sy E izay manampy amin’ny fanalefahana sy fanomezana hamandoana ny volo maina.

2. Manampy amin’ny fitomboan’ny volo
– Misy vitamina C sy antioxydants manampy amin’ny fanatsarana ny fivezivezen’ny rà amin’ny hodi-doha, ka manentana ny fitomboan’ny volo vaovao.

3. Miaro amin’ny fahasimban’ny volo
– Ny antioxydants ao amin’ny mangue dia miaro amin’ny fahasimban’ny volo ateraky ny masoandro, ny hafanana na ny vokatra chimique.

4. Manamafy sy manome famirapiratana
– Ny menaka voajanahary ao amin’ny manga dia manampy amin’ny fanamafisana ny fibre capillaire ka lasa volo mamirapiratra sy salama.

5. Miady amin’ny fihenan’ny volo
– Amin’ny fampiasana tsy tapaka dia manampy amin’ny fanamafisana ny fakàn’ny volo (racines) sy mampihena ny firodanana.

🧴 Fomba fikarakarana azy

🌿 I. Masque capillaire à la mangue

Akora ilaina :

½ manga masaka tsara

2 sotro yaourt naturel

1 sotro menaka oliva na huile extra-repousse Manampy'Soa

1 sotro tantely

Fikarakarana :

1. Potsero amin’ny mixeur mandra-pahazoana pâte malama. (Na amin'ny sotro ihany koa rehefa tsy manana mixeur)

2. Apetraho amin’ny volo manomboka amin’ny fakany hatrany amin’ny tendrony.

3. Sarony amin’ny bonnet de soin 30–45 minitra.

4. Sasao amin’ny rano mafana kely, dia asio shampooing naturel.

➡️ Vokany : volo malefaka, madio, mamirapiratra ary mora tantana.

💦 II. Beurre de mangue maison (hydratant naturel)

Akora ilaina :

1 mangue masaka

2 sotro menaka coco

1 sotro menaka karité (beurre de karité)

Fikarakarana :

1. Afangaro amin’ny mixeur ny mangue sy ireo menaka.

2. Tehirizo anaty bocal, ampiasaina ho toy ny crème coiffante naturelle.

➡️ Vokany : manalefaka, manampy hamandoana, manampy amin’ny famirapiratana.

🧃 III. Smoothie beauté (ho an’ny volo sy hoditra)

Ny finana manga koa dia manampy amin’ny hatsaran’ny volo anatiny, satria manome vitamina sy antioxydants ilaina ho an’ny fahasalaman’ny hodi-doha sy ny fibre capillaire.

Abonnez-vous pour plus d'astuces 🌿🌱

18/10/2025

🌞 KARAKARAIO TSARA RANDRANAO MANDRITRAN'NY ÉTÉ, AMIN’NY SOIN NATUREL ANAY ! 🌿✨

Kofa tonga ny hafanagna sy masoandro, dia maigna, manify ary mora vaky randratsika io 😩
Soin au naturel Manampy'Soa dia afaka magnampy anao hikarakara randragna amin'ny fomba natoraly sy tsotra magnaraka vanimpotoagna sy fiovan'ny toetrandro💚

🌼 Crème coiffante à base de cire d’abeille & clou de girofle

👉 Magnamia hamandoagna maharitra, magnalefaka randragna, ary magnampy fiarovagna amin’ny tara-masoandro.
👉 Ny cire d’abeille dia magnampy randragna ho tsara endrika sy voaaro,
ary ny clou de girofle kosa magnampy fivoaran’ny randragna sy magnatsara ny circulation amin’ny cuir chevelu.

💧 HUILE REPOUSSE À BASE DE CLOU DE GIROFLE

👉 Soin tegna mahery amin’ny fagnalefahagna sy firoboroboan’ny randragna.
👉 Ampiasaio alohan’ny hanasagna randragna na amin’ny “massage capillaire” mba hanaitra ny “racines” sy hagnampy fitombogana malaky 🌱

💆‍♀️ Routine naturel mandritran'ny andro mafana:
1️⃣ Huile repousse au clou de girofle – 2 à 3 fois par semaine
2️⃣ Crème coiffante ( cire d’abeille sy clou de girofle ) – isan’andro na afaran'ny fanasagna randragna
3️⃣ Afaka arovagna amin'ny satroka na parasoly koa kofa miboaka 💚

10/10/2025

Mankasitraka fogna ho anare mankafy sy matoky vokatra Manampy'Soa 🙏🏾🥰❤️

Ho anao mbola tsy nagnandragna :

🍂Tapatapaka randranao?
🍂Mitotra na mihintsagna?
🍂Simban'ny produit importé isankarazany (Loko, brushing,sns ?
🍂Maimaigna lava?
🍂Tsy mety mamoako boucle tsara?
🍂Mahay sola ?
🍂Ela be vo maniry,ela be vao lava ?

Natao ho anao ariky vokatra 100% bio roa reto.

CRÈME COIFFANTE MANAMPY'SOA🌼
(Cire d'abeille + Huile d'olive extra vierge au clou de girofle infusé)

Soa azo avy amnanjy:
☘️ Mampalefadefaka randragna
☘️ Mampalaky kokoa fitombosan'randragna
☘️ Mampaniry randragna
☘️ Magnagnamia aigna randragna
☘️ Mampangiragna randragna
☘️ Magnerigna randragna am "état naturel"

Fomba azo ampiasagna ananjy:
☘️ Agnanovagna bain d'huile
☘️ Agnanovagna tresse
☘️ Agnanovagna scellage de boucles

🌼 Mety am karazandrandragna jiaby,na ngita na malemy,na lava na fohy😁💗
🌼 Mety am zaza

Vidiny:
🎁 100ML : 10.000Ar
🎁 250ML: 20.000Ar

HUILE EXTRA-REPOUSSE MANAMPY'SOA 🌿
(Huile d'olive extra vierge + Clou de girofle)

🍂 Miaro randragna tsy ihintsagna
🍂 Miaro randragna tsy ho tapatapaka
🍂 Mampaniry faritra sola (na lalahy)
🍂 Mampatevigna kokoa randragna manify
🍂 Mampaniry randragna farany zay malaky

🌼 Mety am karazandrandragna jiaby
🌼 Mety am zaza

Vidiny :
🎁 18.000Ar (Lay natokagna ho an'ny viavy)
🎁 20.000Ar (Lay natokagna ho an'ny lahy)

Chouchouter vos cheveux avec un soin naturellement doux et respectueux 🌿🇲🇬

✅ Disponible tout de suite à :
TAMATAVE
VAVATENINA
FENERIVE-EST

🚛 Livraison partout a Madagascar

08/10/2025

📣 PROMOTION PROMOTION 📣

Tsy mety hafa-po amin'ny définition 'ny boucle sy volume anao? ➰

Leave-in Manampy'Soa magnamia toky anao 😉

✅ Hydratation intense
✅ Brillance garantie
✅ Volume satisfaisant

En promotion leave-in tsika io manomboka niany hatramin'ny fivoahan'ny vokatra vaovao amin'ny 08 Novembre 🥰

Zay Natao 20.000Ar fogna au lieu de 25.000Ar 🤗❤️

✅ Disponible tout de suite à Tamatave
🚛 Livraison partout a Madagascar

07/10/2025

Hely tavela de ho telo taogna sahady 🥹

Telo taogna nanombohako nanoratra tantara mamy tiako be 😍
Nanombohako namaly lay fagnantaniagna hoe :
Zovy zaho?
Ino raha tiako ?
Ino lay fidiko atao ?
Ino anombohako ananjy?

Maro efa take laitry tamin'ny fiantombohany hatraminjao.
Misaotra ary mankasitraka betsaka fo anare regny dia agnisany mandray anjara fototra agnatin'ilay tantara,lay efa voasoratra sy izay mbola hiarahatsika manoratra ho avy agny 🥹❤️

Ampagnomagnagna gamme complète tadiavitsika efa ela regny zaho io 🥰

Afaka efa natao laitrizay izio fo tiako hagnomia raha voahomagna tsara,voakarakara milamigna,voalaligna,indrindra indrindra tiako mbo lay raha tegna ankafiziko sy mahafa-po anahy zaho mpagnamia ananjy igny raha amiako anare 🤗❤️

Ho feno telo taogna katroka amin'ny 5 Novembre ho avy io Manampy'Soa 🌼🌿
Amin'ny andro io no safidiko manokagna andeh hamoahagna aminare vokatratsika vaovao 🫠

Fo mialohan'ny zegny,hiezaka zaho ho présente kokoa am page tsika akato,ary hagnomagna give away maromaro ho anare zah mialohany zegny 😊

Aza miala lavitra ary dia tahomo ny namagna hi s'abonner am page.

Hiaraka atsika hanadratra avo ny vita Malagasy indrindra hanandratra ambony dia ambony vokatra zay afantaran'ny maro atsika Agnalanjirofo,dia ny JIROFO 🌿

19/06/2025

❄️ Karakory atao mikarakara randragna mandritra ny rirignigna ? 🌬️

Mahery setra amin'ny randragna moka rirignigna io: rivotra maigna, rivotra mangatsiaka, hafanagna avy amin’ny fanafanagna agnatiny… Jiaby re mety hiteraka fahamaignagna, fikorontagnagna, fivakivakisagna sy aretignin’ny hodi-doha.

Reto misy torohevitra mety hagnampy anao hikarakara randragnanao mandritra ny rirignigna ⬇️

🧴 1. Magnosôra raha magnamia hamandoagna

Maigna randratsika io kofa rirignigna ,kay mila hampiagna hamandoagna. Magnano ''Masque'' indraiky isankerin'andri. De magnanova “soin sans rinçage” (tsy mila sasagna) ho fiarovagna fagnampiny.

🧢 2. Arovo randranao kofa miboaka

Magnatao satroka landy na satin. Tandremagna manokagna ny satroka coton na lin,mety hiteraka fahasimbagna.

💦 3. Aza mampiasa rano mafana be

Mety hagnala menaka voajanahary miaro randragna rano kofa mafana loatra. Ataovo rano mafana antognony fogna kofa manasa randragna.

✂️ 4. Tapaho matetika tendrony

Mora vaky tendron-ndradragna io amin’ny andro mangatsiaka. Tapatapaho isaky 6 hatramin’ny 8 herinandro mbo hanatsaragna sy hiarovagna ananjy.

🧼 5. Aza mampiasa fitaovagna mafana matetika

Mbo amia fotoagna angalagna aigna randragnanao. Ko tsy maintsy mampiasa fagnamaignagna ''Électrique",aza adigno ny mametraka “spray protecteur thermique” alohany.

🥑 6. Karakaraio avy agnatiny

Mihinàna hanigna misy oméga-3, vitamina E, sy biotine (Zavokà,voanjo...)
Magnampy be amin'ny fahasalamagnan'ny randragna.

💡 Toro-hevitra fagnampiny : miezaka mampiasa bonnet en satin kofa mandry.

Tsy voatery haratra fogna randratsika kofa rirignina.
Fikarakarana tsotra fogna dia afaka mitazogna randratsika io halefaka, mangiragna ary salama fogna izy na mangatsiaka karakory andro ❄️✨



Abonnez-vous à Manampy'Soa pour plus d'astuces

Photos from Manampy'Soa's post 18/05/2025

👉🏾Envie de dire adieu aux cheveux secs et de retrouver des boucles parfaitement définies et bien hydratées ?

🫴🏾 Faites confiance aux soins capillaires bio de Manampy'Soa pour révéler toute la beauté de vos cheveux.

🌼 Crème coiffante, à base de cire d'abeille + huile d'olive au clou de girofle (très riche en vitamine E)
🥀 Magnalefaka randragna
🥀 Mampangiragna randragna
🥀 Mampalaky kokoa fanirian'ny randragna
🥀 Magnampy be amin'ny famolahagna randragna ho mora mahazo boucle
🥀 Magnerigna randragna amin'ny état naturel

🎁 100ML : 10.000Ar
🎁 250ML : 20.000Ar

🌼 Huile extra-repousse , à base de clou de girofle, à 40% de Vitamine E
🥀 Mampaniry randragna tsy mety lava
🥀 Mampaniry faritra sola (Mety tsara amin'ny lalahy)
🥀 Mampijanogna tsihelihely fihintsagnan'ny randragna
🥀 Mampijanogna tsihelihely fahatapatapahan'ny randragna

🎁 50ML : 18.000Ar

🌼 Leave in conditioner, à base de miel 🍯 , très riche en protéines
🥀 Activateur de boucle intense
🥀 Magnamia hydratation au top
🥀 Mitsabo randragna tsy ho vakivaky

🎁 250ML : 20.000Ar

✅ Mety amin'ny karazandrandragna jiaby,randragna malemy,ngita,lava ,fohy 😁
✅ Mety amin'ny zaza

Pour plus d'informations,n'hésitez pas à nous contacter par MP
Ou appeler : 0349089077

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Toamasina