Apela SOA
mivarotra karimbola hanampiana anareo mpivady sahirana mitady Zaza
16/04/2025
Mpivady sahirana mahazo Zaza ? Afajaza matetika ? Sa mangatsiaka tranonjaza ?
💛☕ POUDRE PLUS ☕💛
Fantaro tsara fa misy sakafo tokony hoanina matetika rehefa mitady Zaza , misy sakafo tokony ajanona ary fadiana mihitsy koa anati'izany traitement fitadiavana zaza zany
👉Ho anareo mpivady izay sarotra mahazo zaza :
👉Ny KARIMBOLA PLUS tompoko ,izay fifangaroan'akora maromaro toy ny poudre karimbola, jabihy , kinononono , sakamalao ary akora hafa anakiroa ☺️ dia :
- Manadio tranonjaza
-Manadio kibo avy nanao FISA
- Manadio sy manala tsetsina amin'ny lalanjaza ( trompe bouché)
- Manala Perte na efa mamofona sy mangidihidy
-mandamina cycle Mikorontana no sady miprovoqué règle efa ela tsy mandeha nefa tsy bevoka
- Mandevona kyste, moyme, endométriose,sns..
-Mandamina tosidrà
- Manala maimaina lava sy infection urinaire
Misy koa anefa ny izay natokana indrindra
-Hanafanana tragnonjaza
-Manampy ny karimbola hagnala tsetsina aminy trompe
-Manamasaka Atody
-mampilamina tosindrà
-manala rivotra ,
-mampiakatra excitation ho anareo vehivavy maimaina lava
Ny fanala izay natao hanala lafika manelingelina tsy azahoana Zaza na mahafajaza lava
Tsy mety amin'olona bevoka , ary izahay tompoko dia tsy manala Zaza 🙏
🏙️Tamatave ihany no misy anay ☺️(Ankirihiry akaika plaque relax )
🚎Afaka mandefa ny colis nareo manerana ny Madagasikara 🙏 azo itokisana tsara .
034 44 267 43
032 70 693 86
09/04/2025
🫖🌿SAHIRANA Mahazo ZAZA ? Matetika bevoka fa afa- jaza foana ? Misy kyste ? Mikorontana fadim-bolana , Diabétique sns...
👉Tsy amelanay enao raha tsy efa mahazo harena kely sy sitrana tsara ary vonona hanampy anao hatramin'ny farany zahay .
Na lahy na vavy no misy olana amin'ny tsy fazahoana Zaza dia tsy maintsy ahitanay vahaolana foana fa mila miezaka manaraka tsara zay torolalana omenay de mahita vokatra tsara .
🍀 KARIMBOLA HAZO🍀
Izay manampy anareo lahy sy vavy manana olana amin'ny tsy fazahoana ny harena kely na matetika afajaza sy betsaka aretina ..
- Manadio sy manala loto anaty tranonjaza izy
- Manafana tranonjaza sy manamasaka atody
- Manala rivotra izay maneligelina ny tranonjaza.
- Manala perte mamofona na mangidihidy
- Manasitrana aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo ,farasisa ,foandry ,infection urinaire.
- Manala tsetsina aminy lalan- jaza na trompe bouché
- Manala tavy na menaka ( tsy azahoana Zaza ireo)
- Mandevona KYSTE, FIBROME,MYOM sns
- Mampihena ny tahani siramamy, cholestérol, allergie , diabète
- Mamerina règle tsy Mety mandeha nefa tsy bevoka na règle tsy niverina avy nanao FISA
- Manala maimaina lava na mampisy libido ( glaire cervicale)
- Mandamina fadim-bolana mikorontana sy regle douloureuse
- Manadio ranon' aina sy amany ( p**i)
👉Miankina aminy olana ho tsaboina ahaizana ny faharetany traitement hatao .
Ary miankina amizay ihany koa no ahitanay hoe mila manaraka mihinana sakafo otrizao , na mifady sakafo otrizao MBA hampahomby azy haingana .
TAMATAVE no misy anay fa :
⛴️,🚎Afaka mandefa manerana Madagascar Izahay
☎️034 44 267 43
032 70 693 86
17/06/2024
Hafaliana tsy homby tratra 🙏🙏🥰
Mahafaly anay koa ny mahita anareo MBA mahatsapa mankasitraka ny herim-po vitanay aminareo
Mankasitraka @ fahatokisana tompoko .
TONGAVA SOA NY VAHINY 🙏🥰🥰
21/05/2024
💛☕ THÉ POUDRE KARIMBOLA PLUS ☕💛
Fantaro tsara fa misy sakafo tokony hoanina matetika rehefa mitady Zaza , misy sakafo tokony ajanona ary fadiana mihitsy koa anati'izany traitement fitadiavana zaza zany
👉Ho anareo mpivady izay sarotra mahazo zaza :
👉Ny KARIMBOLA PLUS tompoko ,izay fifangaroan'akora maromaro toy ny poudre karimbola, jabihy , kinononono , sakamalao ary akora hafa anakiroa ☺️ dia :
- Manadio tranonjaza
-Manadio kibo avy nanao FISA
- Manadio sy manala tsetsina amin'ny lalanjaza ( trompe bouché)
- Manala Perte na efa mamofona sy mangidihidy
-mandamina cycle Mikorontana no sady miprovoqué règle efa ela tsy mandeha nefa tsy bevoka
- Mandevona kyste, moyme, endométriose,sns..
- Manala rivotra Sy manafana tranonjaza
-Mandamina tosidrà
- Manala maimaina lava sy infection urinaire
Efa nataonay amin'ny vidini mirary mba hanampiana anareo tompoko .
Ary mahazo suivi gratuit isan' andro ianareo mandrapaha azahoanareo vokatra mahafa-po ☺️
👉15000 ar ny 1 fonosana
Tsy mety amin'olona bevoka , ary izahay tompoko dia tsy manala Zaza 🙏
🏙️Tamatave ihany no misy anay ☺️(Ankirihiry akaika plaque relax )
🚎Afaka mandefa ny colis nareo manerana ny Madagasikara 🙏 azo itokisana tsara .
034 28 997 17
032 70 693 86
16/05/2024
🧉🧉🧉BOCALE SOA VEHIVAVY 🧉🧉🧉
Ho an'ny vehivavy izay sahirana mitady zaza nefa tsy mety mahazo , Bé rivotra , mangatsika tranonjaza,tsy mety masaka atody ? 🥺
BOCAL SOA izay a base tantely , sakamalao , karimbola sns..., Io indray no atolotray ampitiavana bé ho anareo Vehivavy izay manana olana amin'ny tranonjaza :
Ny soa tompoko dia :
- Manafana tranonjaza
- Manala rivotra ( rivotra tsy afaka anaty kibo)
-Manamasaka Atody ( MBA ho mora mamokatra)
-Manala ny maimaina lava ( mahamando sy mampazoto manao firaisana )
-Manala tsetsina amin'lalanjaza ( ampiarahina aminy karimbola)
-Mampilamina tosidrà sady manome hery
Matetika manko dia tena ireo no olana manakana ny vehivavy ahazo Zaza .
-NB :fa kosa raha maloto tranonjaza,de tsara ihany sady mampiasa karimbola hazo Na karimbola plus ampiarahina aminy ,mba hampadio ny tranonjaza ary mba ho mora kokoa ny ahitana vokatra haingana amizay .
- Misy BOCAL SOA hoan'ny Lehilahy ihany koa tompoko , ao amin'ny commentaires.
🚎Afaka mandefa amin'ny faritra rehetra Izahay tompoko ary azo hitokisana tsara ( fa kosa ny numéro anay sy ny pagenay ihany no anaovana commande fa akoatrizay de tsy Izahay 🙏
034 28 997 17 / 032 70 693 86
TAMATAVE : Ankirihiry tsy lavitra ni plaque relax
14/05/2024
🧉🧉🧉BOCALE SOA LEHILAHY 🧉🧉🧉
👪Ny Zaza no voalohan-karena 👪
Efa maro izay no nahita vokantsoa tato aminay.
Tsy ny vehivavy ihany fa matetika dia avy amin'ny lehilahy ihany koa no antony iray tsy azahoana Zaza .
Tsara raha miaraka mitsabo ihany ny mpivady 👌
- Raha lehilahy reraka lava , Na miasa mafimafy mampiasa vatana be ( chauffeur , agent de sécurité, mpibata entana sns...) ,dia matetika mahatonga olana iray tsy hampantanjaka ny ranon'aina .
- mpifoka sigara, mpisotro toaka matetika , olona tsy ampy rano , voankazo sns...
- miasa saina loatra ( stress )
- tsy hoe avy niteraka taloha de tsy maintsy ahazo fona ,fa raha tsy salama ireo dia mila maharaka mitsabo ihany .
Ny bocale SOA tompoko dia afaka manampy anao amin'izany rehetra izany .( A base tantely , tongolo gasy , sy akora telo hafa ... :
- mandamina ny tosidrà
- manome hery ny ranon'aina
- mampazoto manao firaisana
- mampiakatra ny excitation
- maha ela tonga
- manatsara ny kalitaon'i ranon'aina
-manadio ranon'aina
Vidiny natao mirary dia mirary nefa mahasalama .
🏙️Tamatave izahay tompoko fa afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra .
034 28 997 17 / 032 70 693 86
07/05/2024
NY RAVINA FANALA LAFIKA ...
🌿Maro ianareo nangataka ny hamerenanay ny fanala lafika ravina izay sotroina sy ievohana ☺️
Afa-jaza matetika , Zaza antsosikoditra, Zaza tsy mety mipetraka ?
Maro ianareo mpivady mitady Zaza ,mitsabo hatraiza nefa tsy mety mahazo nohon'ny lafika 🥺
NY LAFIKA aloha hoan'izay tsy mahalala dia vorika tsy fazahoana zaza izay azo avy amin ny toerana na Zavatra izay nisy azy na nametrahan olona azy ka nandalovanao .
Miseho amin ny endrika aretina maro samy hafa izy :
izay mitarika ny vehivavy tsy Mety ahazo Zaza mihitsy na tsy ipetrahana Zaza .
👉Maro ny fisehony :
- miseho toy ny Rivotra na vongadrivotra marary manindry ankavia ni kibo izy, hoe lasa feno rivotra fona ny vehivavy misy azy .
-Mitsabo tsy mety sitrana , manao analyse , échographie sns nefa tsy ahitana inona na inona .
-Mikorontana ny fadimbolana .
-Perte maro bé tsy mety sitrana fa miverimberina fona ., Trompe bouché
- Malaina hanao firaisana mihitsy aza indraindray.
-Lasa maimaina lava
-Misy de anirian'ny aretina kyste ,fibrome ,myom,
Tsara raha manala lafika aloha , Zay vao manadio sy manafana tranonjaza Na koa mitsabo ireo aretina ireo .
Manana fanala lafika Sy karimbola ahafahanareo ahazo harena kely Izahay tompoko
Ary afaka manoro hevitra sy manome toromarika resaka sakafo tokony hoanina matetika na tokony fadiana MBA hampahomby haingana ny fitsaboana
Tamatave zahay fa afaka mandefa any aminy faritra .
0342899717/ 0327069386
22/04/2024
🍂🍂Poudre FANALA LAFIKA Sy KARIMBOLA 🍂🍂
- Maro ny mpivady sahirana mitady Zaza fa tsy mety mahazo sy tsy mipetraka ny zaza.
Afa-jaza lava na maty ankibo na koa zaza antsosikoditra sy zaza tsy mitombo ankibo🥺,
Mitsabo hatraiza hatraiza fa tsy mety mahita vokatra nefa tsy misy olana anaty tranonjaza.
Fantaro fa misy ny sakafo mila hoanina matetika ary misy sakafo tsy tokony hoanina ary fadiana mihitsy rehefa mitady Zaza .
👉Ny Lafika tompoko dia vorika tsy fazahoana Zaza , na salama tsara aza ny mpivady dia tsy ahazo zaza raha toa ka misy lafika .
Tsara raha manala lafika fona mialoha ny fitsaboana fitadiavana zaza sns..
Ny hamantarana hoe misy lafika ny olona iray dia: -misy rivotra manindry ankavian'ny kibo , marary sy otrany mandehandeha
- matetika afa- jaza na tsy mipetraka fona ny zaza
- Efa teraka dia tsy azo le zaza na tsy tody mihitsy( miverina matetika )
-matetika misy aretina miverimberina, izany hoe sitranina nefa de miverina fona ( kyste ,perte, myome, règle mikorotana,fibrome sns....
- Kamo manao firaisana , maimaina lava
- marary isaka amin'ny fotoana mahalonaka ) jour d ovulation.)
👉Aleo aloha manala lafika,.dia avieo mitsabo ny aretina izay mahazo anao fa manome toky izahay fa sitrana enao raha sanatria ka misy lafika ka mampiasa ny tisane fanala lafika ato aminay .
Garantie io fa tena efficace , efa maro nahita vokatra tato aminay
- misy karimbola plus sy karimbola hazo ihany koa izahay afaka anadiovana tranonjaza sy anasitranana aretina maro .
⛲🚎Tamatave izahay fa afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra
Vidini : 20000 ar ny 1 fonosana
☎️034 28 997 17 / 032 70 693 86
10/04/2024
Mirary Soa ho azy mivady 🙏🥰
Misaotra
Tsy Mila fahamaikana ny fitadiavana zaza fa io miankina tsy azahoana Zaza ny faharetani traitement.
Raha somary bé bé olana anaty tranonjaza enao de mila manana fahanterana fa Salama tsara le tranonjaza zay vao afaka hipetraka ny harena kely
Courage ho an 'izay mbola manaraka traitement rehetra 💪💪🥰
09/04/2024
Mirary soa anareo roa mivady 🙏🙏
Mankasitraka @ fahatokisana 🥰🥰🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
