Merveilleuse Nature

Merveilleuse Nature

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Merveilleuse Nature, Beauty, cosmetic & personal care, Toamasina.

30/10/2023

■TAMATAVE ■
■HUILE COCO PRESSION À FROID ■

~fampiasa amin'ny oditra,tarehy,volo
~malefaka tsara
~Madio tsara

🌹 Fomba fanadiovana ny tarehy aminy huile de coco 🌹

👉 Alaina aminy coton ilay huile de coco .
👉 Osorana aminy tarehy ilay mbola tsy nosasana iny .
👉 Osorana Somary kosehina moramora miodina.
👉 Izay faritra tena itanao fa misy tâche de atao elaela mihitsy .
👉 Afaka sady afaka ataonao massage ihany koa ilay tarehinao hisorohana sy analana ny ketrona(Ride) raha ilaina.
👉 Avelao eo 1h eo eo dia kobano aminy rano tsy mangatsika loatra fa matimaty
.
🌺 Tena manadio ny huile de coco pressé à froid 🤩 fa tsy resaka fotsiny ary efa fomba natoraly nataony reo Ray amandreny tany aloha tany .
🌺 Tsy misy atahoranao satria Dia natoraly 💯 ny vokatra .
Porofony izany ,na tarehinjazakely aza de afaka asinao azy rehefa misy vakivaky kely iny .

Mandefasa mp izay liana

12/10/2023

Page iresahantsika ny mahakasika ny HUILE COCO

12/10/2023

■TAMATAVE ■ ARRIVAGE ■

□□□250 ml be izao□□□

■ DILOILO COCO na HUILE COCO A CHAUD pure tsara ■

Nandalo afo mazava ho azy
Manitra coco
Mety ho an'ny zazakely , volo, oditra, massage..

Mandefasa mp izay liana
Format 250ml

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Toamasina