ILLI
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ILLI, Beauty, cosmetic & personal care, Tanamakoa, Toamasina.
04/04/2022
Homanintsika sahady ny fetin'ny P***A
PROMO DE PAQUES REMISE 10%
Raha mividy ireo vokatra 3 ireo miaraka ianao dia mahazo FIHENAM-BIDY 10%
1° SHAMPOING AMALFI 750ml -pêche, Pomme,Fraise, Aloe Vera, Crème naturelle, 3 en 1, Antipelliculaire, vitamines de fruits,keratine,Avoine, Argan, Kératine Antipelliculaire,keratine Cheveux,keratine Cheveux abîmés
2° Après Shampoo Amalfi 1000Ml pour cheveux normaux , Triple action, cheveux sensibles, keratine spa, keratine mojito,keratine argan
3° Masque capillaire AMALFI 500Ml revitalizing, keratine
Alefaso MP avy hatrany na commentaire ny commandenao
Livraison Tamatave ville 2000Ar, afaka mandefa any amin'ny faritra ihany koa
Fanombohany ihany izao ka aza adino ny manao j'aime ny page hahitanao ireo tolotra sy vokatra rehetra atolotray hiomanana amin'ny fety
01/04/2022
Mbola maro karazana ny vokatra natokana ho an'ny volo, toy ireto manaraka ireto
-Sairo shampoing 750ml à 12 000Ar
-Sairo shampoing 750Ml natokana ho an'ny volo makina sy simba à 15 000Ar
Ireto kosa ny après shampoing mifanaraka amin'izy ireo
-Sairo après shampoing 750ml à 12 000Ar
-Sairo après shampoing cheveux sensibles à 15 000Ar
Alefaso mp na commentaires ny commandenao
01/04/2022
Salama daholo,
Ireto indray ary ny santionany amin'ny vokatra natokana ho an'ny vatana
-Amalfi dermo care gel do**he 750ml à 15 000Ar
-Amalfi skin care lait corporel 500ml à 10 000Ar
-Sairo savon liquide 500ml à 8 000Ar
-Sairo gel do**he 750ml à 15000Ar
Aza misalasala mandefa mp na manoratra ao amin'ny commentaire manao commande
31/03/2022
Ho an'ny zazakely hatrany,
-Lotion corporel kids 400ml à 10000Ar
-Lotion corporel kids 750Ml à 15000Ar
-Body milk/lait corporel kids 300Ml à 10000Ar
-Gel de bain kids 300Ml à 10 000Ar
-Eua de cologne kids 300ML à 10 000Ar
31/03/2022
Ometsika anjara ihany koa ny zazakely
-Shampoing kids 750Ml à 15000Ar
-Shampoing kids 300Ml à 8000Ar
-Shampoing kids 415Ml à 10000Ar
Soraty ao amin'ny commentaire na mp izay mety aminao
Tsidio hatrany ny pejy, asio j'aime ary zarao amin'ny hafa fa maro ny vokatra atolotray amin'ny vidiny mirary
31/03/2022
Salama daholo,
Ireto indray ary ny déodorant misy ho an'ny vehivavy ary misy ho an'ny lehilahy amin'ny vidiny mirary 8 000Ar
Midira mp, na soraty ao amin'ny commentaire ny commandenao
Tsidio ny pejy hahitanao ny vokatra rehetra amin'ny vidiny mirary
30/03/2022
-Shampoo PRO HAIR AMALFI 900ML Antipelliculaire , brillance intense, hydratant, keratine à 15 000Ar
Aza misalasala mandefa mp na manoratra ao amiin'ny commentaire ho an'ireo commande nao
Tsidio isan'andro ny pejy hahitanao ireo vokatra atolotray anao amin'ny vidiny mirary
30/03/2022
-Shampoo 750ml 10 000Ar (pêche, Pomme,Fraise, Aloe Vera, Crème naturelle, 3 en 1, Antipelliculaire, vitamines de fruits)
-Après Shampoo Amalfi 1000Ml 13 000Ar pour Cheveux
normaux , Triple action, cheveux sensible, keratine spa, keratine mojito,keratine argan
-Masque capillaire AMALFI 500Ml 15 000Ar revitalizing et keratine
Aza adino ny manoratra ao amin'ny mp na commentaire ho an'ny commandenao,
Tsidio isan'andro ny pejy, hahitanao ireo vokatra rehetra amidinay amin'ny vidiny mirary
30/03/2022
Produits de soins et de beauté amin'ny vidiny mirary hahitanao ny
-déodorant pour homme/femme 8 000Ar
-Shampoing 750ml-900ml manomboka amin'ny 10 000Ar
-Après shampoing 1000ml 12 000Ar
-Masque capillaire 500ml 15 000Ar
-Shampoing pour bébé 15 000Ar
-Crème hydratante, lait corporel, gel do**he sy ny maro hafa
Tsidio isan'andro ny page hahitanao ireo produits ilainao amin'ny vidiny mirary
Aza misalasala manoratra mp na commentaire raha misy mahaliana anao
Manao livraison eto Tamatave ville 2000Ar ary mandefa ihany koa any amin'ny faritra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Telephone
Website
Address
Tanamakoa
Toamasina
501
