Produit Longrich Mendrika
Produits de premières qualités, utiles à la vie quotidienne. Aide pour la santé et le bien être
14/06/2025
❗Tandremo fa mirongatra izao ny tazomoka❗
Ka aleo misoroka toy izay mitsabo hono 😉
👉ANTI-MOUSTIQUE LONGRICH maharo anao amin'ny moka
🍀Osorana amin'ny hoditra
🍀Sady manitra ny fofony
🍀Vita avy amin'ny zava-maniry
🍀Afaka ampiasaina na maraina na hariva
🍀Indrindra ho an'ireo mpiasan'ny fahasalamana eny amin'ny hopitaly
💌Vidiny mirary, ka vonjivonjeo ary e
20/03/2025
Anontanio izay mety 😉😍
14/02/2025
💥 PROMOTION 💥
REMISE -10% 💯 sur ces produits Longrich 😍🥳🥳
❤️🔥Antimoustique
❤️🔥Lait de corps Sod
❤️🔥Conditioner
👉Valable seulement ce jour
Happy Valentine's Day🥰🥰🥰
18/01/2025
😍😍😍Pour avoir une peau lisse, tendre, rayonnante et pleine de vitalité, adoptez le SOD Milk✨
👉Fait à base de placenta de brebis🐑, de vitamine E, il pénètre en profondeur et aide à réparer les problèmes de la peau.
👉Protège contre les irritations (acnés, éruption, taches...) grâce à la glycérine qu'il contient.
👉Efficace contre les infections externes, combat les rougeurs.
👉Corrige les peaux endommagées et les rides.
👉Permet d'éviter les pertes d'eau de notre peau en formant une barrière hydratante💧
👉Non éclaircissant,respecte le teint naturel.
👉Ce lait aide également à éliminer les vergetures.
💖idéal pour tous les types de peau
💌Disponible, prix en MP
03/01/2025
Dites à dieu aux moustiques 🚫🚫
Profitez d'un sommeil tranquille avec l' ANTI MOUSTIQUE de Longrich😊
👉DISPONIBLE TOUT DE SUITE✅✅
💌MP prix
31/12/2024
👉Tsenao amin'ny tsikitsiky ny taombaovao😉
👉DENTIFRICE LONGRICH mety tsara ho anao😍😁
💥Prix mora be💥
01/01/2024
Happy new year 🥳🥳🥳
29/12/2023
Tsy diso safidy ianao niditra mpikambana ato
Fa kosa tsy misy vola azo mora izany, tsy misy hoe mametraka vola ianao dia mitombo ho azy ao iny🤔
Ny mahavoa antsika indraindray dia mitady "argent facile" dia avy eo very vola
Efa maro ireo nandalo (ANTARES, MACROPAULINE, QCSTAR...) nandramanao daholo fa eee😪 nihitsoka tao ny volanao
Hey, kojakoja fampiasanao andavanandro anie no mivadika lasa fidiram-bolanao ato e😉
Mbola tsy tara raha izao vao tapa-kevitra. Nanomboka t@2019 ny Longrich no tonga teto Madagasikara ka hatramin'izao isika miteny izao. 99ans ny contrat any eto Madagasikara ary ara-panjakana ara-dalana. Hita ao anaty EDBM manana NIF STAT izy ary manana siège officiel ao Antananarivo.
Ka inona intsony no andrasanao?🤔
Sady androany ZOMA ANDRO FANDRAISAM-BOLA ATO 🥳🥳🤩😍🤑🤑🤑
29/09/2023
JOUR DE PAYE 🤑🤑🤑
PAYDAY LONGRICH
Vendredi jolie avec Longrich😍😍😍
👉Rejoignez nous
04/06/2023
Bonne fête à toutes les mamans❤🎉
08/05/2023
Hey😍
📣C'est l'heure de rejoindre Longrich📣
+ Beaucoup de produit gratuit 🎁🎁🎁🎁
💌Veuillez envoyer un message privé pour plus d'explications.
29/04/2023
Salama daholy ! 🤗
Androany aho dia hitondra fanitsiana kely fa matetika ny olona rehefa maheno hoe "LONGRICH" dia hivarotra na hitady olona no ao an-tsaina. 🤔
🚫 Tsia tompoko. Tsy marina izany. 🚫
👉 Izy dia tsy milaza izany mihitsy fa milaza fotsiny hoe "Miovà marque ka mampiasà produits LONGRICH ary tarito ihany koa ny namanao hampiasa". 👍👍👍
Hatramin'izay isika dia mividy sy mampiasa ireto produits ireto isika, ianao, ny namanao :
- brosse à dent
- dentifrice
- serviette hygiénique (ho an'ny vehivavy)
- shampooing
- après shampooing
- sérum (mena-bolo)
- déodorant
- antimoustique
- crème fatao am hoditra
- savony..
Marque hafa foana anefa no nampiasaintsika ary tsy mbola nisy fankasitrahana azontsika tamin'ireo orinasa mpamokatra ireo vokatra ireo tao anatin'ny taona maro. Tsy misy hoe lasa PARTENAIRES ianao na nomen'izy ireo vola isankerinandro na nahazo voyage... Tsisy na inona na inona 😢😢😢🙈🙈
👉 Ity ny vaovao mahafaly :
Manomboka izao, mampiasà marque LONGRICH fa ny fampiasanao ireo vokatra ireo, izay vokariny fotsiny dia efa mampidi-bola anao.
Ny fividiananao an'ireo vokatra ireo fotsiny dia efa mahatonga anao ho "Partenaires LONGRICH".
Ary ny fampiasanao ireo vokatra vokariny dia anomezany anao vola, voyage, fiara, sns ho fankasitrahana ny "fidélité" anao. 😍😍😍
💬 Midirà MP fa hatoroko anao hoe ahoana no atao mba hiteraka fidirambola ny fividiananao ireo produits izay tsy maintsy hampiasainao amin'ny fiainana andavanandro 😉
✨
✍🏼Indrana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Toamasina
