Vehivavy_Soahary

Vehivavy_Soahary

Share

"Je Suis, je peux "
une phrase qui démontre que nous les femmes nous pouvons accomplir beaucoup de

24/08/2022

Salama daholy oh 😊elaela isika izay isika tsy nihaona
📍androany dia resaka fomba fanalavana ny volo indray isika

Ka noho izany dia inona ary no tokony ho atao 😊?

❌ny tsara ho fantatra eto am-piandohana dia matetika isika rehefa te analava volo dia manenjika ireny fomba na méthode miracle aingana manalava volo ireny, anefa ny volo dia mitovy amin'ny vatantsika hiany, koa noho izany dia tokony omena sakafo aradalana sy adapté tsara aminy isika mba ampitombo tsara azy sy ho salama tsara ny volo

📍Ireto ary ny fomba afaka atao analavana ny volo :

🍁Misy ny méthode grand mère na fikarakarana naturel izay tena efa fanaontsika vehivavy tokoa :
🍂jus d'oignons :ny souffre ao anatin'ny tongolo oignon dia manamafy ny production de collagène izay manamafy ny fanalavana ny volo :maka oignons 2 na telo, dia mixena kely ho lasa jus (misy ranony) ,dia osorana sy atao massage kely am tanana ny volo 💆 mandritran'ny 15min dia sasana amin'ny shampoing doux avieo .
Afaka atao Solon'ny tongolo ny échalote (ny ranon'ny tongolo oignon +échalote +rano dia afaka ampesaina anakobanana volo)
🍂Ny atody :manakarena protéines, zinc, soufre, fer, phosphore ary iode ka favorable amin'ny fanalavana ny volo tokoa :atody 2 + 1 cuillères huile d'olive +tantely kely ,alaina ny tapotsany dia afangaro miaraka amin'ny huile d'olive sy ny tantely ,atao masque eo amin'ny volo pendant 20minutes dia kobanina amin'ny rano matimaty na rano mangatsiaka ,2fois par mois no tsara anaovana ity méthode iray ity
Afaka atao tapotsant'atody fotsiny koa ity méthode ray ity, dia iny no ahositra eo amin'ny volo pendant 5minute monja, dia kobanina avieo
🍂Lait de coco :manamandina sy manasitrana ny volo mihongotra izy ka favorable aminy fanalavana ny volo tokoa :2sotro tantely +1 sotro huile d'olive +tamena atody 1 +5 sotro lait de coco :afangaro dia ahosotra eo amin'ny volo avieo ,tena avela ora maromaro araka izay tratra ny masque (in 1 isak'erinandro pendant 6 semaine dia efa mahita vokany tsara)

🍁Ireto kosa no torohevitra tsara ho fantatra mba hitombo tsara ny volo :
🍂ilaina ny manao bain d'huile matetika mba hampitombo tsara ny volo aingana sy anomezana hery sy brillance ny volo ,mba ho tsara fiasa ilay bain d'huile dia tsara ny mamela azy 30minute mintsy vao manasa volo (ny soins atao amin'ny volo rehetra dia atao avant lavage doholo)
🍂Ny sakafo koa dia manandanja lehibe amin'ny fahasalamana ny volo, ilaina ny misakafo tsara sy aradalana

12/08/2022

Salama oh 🍀
Androany ary no anolorana antsika ny fomba fikolokoloina ny volo miloko (cheveux teinté)

🍃volohany indrindra dia tsara ny mampafantatra antsika hoe inona no antony mety mahatonga ny volo ho simba na tsy mivoaka tsara ny lokom-bolo :

🌿Ny depigmentation dia mety ho antony vohaloany amin'ny fahasimban'ny volo rehefa miloko, satria ny teinture forte na loko mahery be ireny dia mety anokatra ny écailles protectrices ka mampihena ny fibre capillaire ao amin'ny volo ary mahatonga ny volo ho tapatapaka sy mora simba,

🌿mety tsy ampy soins koa ny volo, satria ny volo teinté dia mila mikarakarana manokana satria lasa fragilisée noho ny ilay lokom-bolo ka mampisokatra koa ny écailles protectrices ka mahatonga ny lokom-bolo ho lasa matsatso ny lokony

🌿Ny rivotra ny ranomasina dia mety ho antony koa, satria ny rano dia manimba ny écailles de kératine, ny UV dia manimba ny fibre capillaire, ny sira ny ranomasina ary ny rivotra moitié chaud /froid alternance sec /mouillé dia miteraka fahaverezan'ny filme protecteur ny volo dia lasa maina, vakivaky sy effet mavo be sy mazava be,

💡Inona ary no ho atao mba hahatonga ny volo miloko ho salama tsara ny voakarakara tsara

📌Volohany indrindra dia ny routine fanasana volo dia indroa isak'erinandro farafahakeliny :ny fanasana volo matetika dia mety ampiova sy anamaina ny volo ,ny fanasana volo amin'rano mangatsiaka na rano mafana dia arakaraka ny porosité ny volontsika (rano mafana ra faible porosité, mangatsiaka kosa ra forte porosité)

📌Ho antsika izay tia mandeh eny amin'ny ranomasina, ilaina ny manao gainage ny volo, na osorana menaka mba hiarovana ny afanana ny masoandro, na mampiasa satroka hiarovana ny lokom-bolo

📌Important ny mampiasa shampoing adapter amin'ny lokom-bolo colorées ❌tsy tsara ampesaina amin'ny volo ny shampoing misy sulfate satria tonga dia manimba tanteraka ny volo sensible ,tsara koa ny mampiasa shampoing secs ,ny shampoing misy kératine dia mety indrindra ho an'ny teintures somary mazava ka manalefaka ny volo

📌Ilaina ny hydratation maximale mba ampitazona ny lokom-bolo tsara eo amin'ny volo sy ho salama tsara hiany koa 😊:huile 100% végétale no tsara appliquéna eo amin'ny volo ka osorana eo amin'ny loham-bolo (pointe) sy ny singam-bolo (longueur) isa maraina alohan'ny ibango volo ❌tsy de tsara aloha amin'ny alina ity méthode ity surtout ny volo de type somary gras

📌Farany dia ny masque fait maison adapter amin'ny volo colorées dia :

11/08/2022

"Je suis, je peux "une phrase qui démontre que nous les femmes nous pouvons accomplir beaucoup de choses en acceptant Tout d'abord notre corps et être bien dans notre peau 😊page conseil beauté pour aider les femmes à entretenir son corps

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Mangarano 2
Toamasina
501