Fyh hoby Bazar-be

Fyh hoby Bazar-be

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fyh hoby Bazar-be, Bazar be, Toamasina.

Photos from Fyh hoby Bazar-be's post 28/11/2025

Ventilateur indray no arrivage tsika anio. Anotanio izay mety aminao ooo❤️ manao livraison izahay a. Afaka récupéréna ihany koa❄️🫶

Photos from Fyh hoby Bazar-be's post 27/11/2025

Manao ahoana n'y hafanana ao .?? ❄️Efa Tonga ilay ventilateur avec clim antsika a❤️
Mangatsitsika tsara
🚨5v izy Ary afaka alefa @ power bank na tongadia sous secteur.
Mbol ts misy maro bé fa aza tara a
Mp Ary o.. manao livraison ihany koa izahay🫶

Photos from Fyh hoby Bazar-be's post 11/11/2025

Fleur tombante lumineux
Jereo kely anie ireto e. Manome endrika tsara s'y mahafatifaty n'y tokatrano nao .mp Ary o. @ vidiny mirary hatrany a

Photos from Fyh hoby Bazar-be's post 11/11/2025

❄️Rideau led lumineux
❤️Efa Tonga eto aminay ny jirojiro décoration fa aza manafatra avy alavitra intsony a. Alefatsika @ vidiny tena mirary izy ireo fa mp Ary o

Photos from Fyh hoby Bazar-be's post 05/08/2025

Promotion TABLETTE GALAXY TAB T50🥳🥳

AVEC HOUSSE vaovao fa Tsy mis carton miaraka aminy.
Prix de 140000ar
Ram: 8Go
Stockage : 128Go
Camera : 13Mp
Selfie : 8Mp
Batterie : 5000 mAh
Écran : 12"
Android version 12

Sur commande ihany fa mbol tana zah izao Dia any no mandray azy isika rehefa Tonga.

Photos from Fyh hoby Bazar-be's post 11/06/2025

Coucou..❤️ mis arrivage Miroir adhésif ihany KO isika izao a
💗 Mora hapetaka
💗Tsy mety vaki
💗 tena mazava tsar mitovy @ fitaratra fahitan tsika ireny ihany..
🔥30/40cm. 10.000ar
🔥40/90cm 25000ar

Photos from Fyh hoby Bazar-be's post 11/06/2025

Hello. ❤️ Hiverina kel eto @ page isika rehefa avy nangingina kel Téo alolo Téo.
🔥🔥Andao hanaingo trano ee.
Papier peint adhésif na papier allu mahazaka rano sy hafanana tsar mihits izy ity.
Atao @ fanaka s'y izay rehetr Mila havaozina kel ao.
3m/60cm nef @ vidiny 🔥10.000ar monja
,🎁Prix cadeau b

10/02/2025

Mini ventilateur rechargeable
16000ar

Photos from Fyh hoby Bazar-be's post 02/10/2024

Empoule rechargeable 12000ar avec câble. Maharitra bé satria 8h b izao ny autonomie batterie . Mp ar o

Photos from Fyh hoby Bazar-be's post 11/06/2024

Idée cadeau pour les papas 💝🎀
25000ar Ary o. Mp (dispo de suite)

Photos from Fyh hoby Bazar-be's post 07/06/2024

Coucou. Karaza jiro indray no ho entina ho antsika androany Ary rechargeable ireo sad mis mandeh panneau.midira mp Ary rah mety aminao e🎀

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Bazar Be
Toamasina