Manja isika
Beauté, Bien-etre, Maquillage, Onglerie, Soin du visage et la peau, Soin capillaire.
Beauty tips and tricks
Skincare routine
Makeup tutorials
Tips for healthy hair
Hairstyles
16/01/2026
Torohevitra mahasoa hafa indray ity. Mety be amintsika ! Tsy voatery lany vola any amin'ny salle de gym. Tombontsoa azy amin'ny Fahasalamana tsy lazaina inysony.
15/01/2026
Torohevitra fikolokolona ny tanana indray no zaraina amintsika anio!
Afangaro ireo: atao mitovy fatra. Ahosotra amin'ny tanana. Avela eo manditra ny antsasakadiny eo vao kobanina amin'ny rano matimaty ny tanana. Atao indroa na intelo isankerinandro araka ny fahafahanao.
14/01/2026
Ny akondro dia anisan'ny voankazo hita eny antsena foana mandavataona. Hay ny fihinanana azy mitondra vokatsoa be ho antsika. Ndao anie hofantarina eh!
12/01/2026
Tsy ny torohevitra mahatsara tarehy ivelany fotsiny nozaraina amintsika eto @ pejy fa misy koa ireo torohevitra mahasoa ny vatana iray manontolo.
08/01/2026
Fantatrao ve fa maha manja koa anie ny fanaovana La Marche!
01/01/2026
24/12/2025
Fety ny andro, ndao hanao metimety!
Ireto misy modèles vitsivitsy azo halaina tahaka tsara mihitsy.
Manja isika eh!
25/09/2025
Elaela tsy nizara, ity indray ary ilay maha manja antsika eh !
- Hosorana amin'ny tarehy.
- Avela eo mandritra ny 10 minitra ary kobanina @ rano matimaty, faranana @ rano mangatsiaka.
- Atao indroa an-kerinandro fa tsy isanandro.
Mirary soa antsika manja hatrany eh🥰😍😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
501
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
