Tisane Soa

Tisane Soa

Share

🍃🌿vente des tisanes bio pour femme et homme 🌿🍃

Photos from Tisane Soa's post 18/03/2024

☘️THÉ KARIMBOLA PLUS sy BOCAL SOA ☘️
Tsara ho anao Vehivavy mitady Zaza Na manana olana aram-pahasalamana ny karimbola plus sy ny bocal Soa .
Mifameno ary manafaingana tsara ny fitsaboana ny fampiasana azy roa miaraka ary tena malaky ahitana vokatra tsara ☺️
👉Ny KARIMBOLA PLUS Izay :
- manadio tranonjaza
- manadio lalanjaza na trompe bouché
- manala perte na efa misy fofona sy mangidihidy
- mandamina cycle na mampandeha règle efa hela tsy mandeha nefa tsy bevoka
- mandevona kyste, endométriose, myome sns
-manala tavy aminy tranonjaza
- manena tahani siramamy, manasitrana fery avy nodidiana
NB: akora natoraly daholo tsy mampisy effet secondaire no hita amin'ny Karimbola plus tompoko ( karimbola + jabihy + kinononono+ sakamalao + surprise anakiroa ☺️

👉BOCAL SOA izay ahitana tantely pur + sakamalao + tongolo gasy + jabihy + cannelle + surpise roa ☺️:
asany :
- manafana tranonjaza
- manala rivotra ( rivotra marary anaty kibo )
- Manamasaka atody sy mampitombo isa azy
- Manala tsetsina amin'ny lalanjaza
- mampilamina tosidrà
- mampitombo libido ( manala maimaina lava)

NB : tsara raha ampiarahina aminy karimbola fona izy raha tsy atokisanao tsara hoe efa madio sa tsia ny tranonjaza.

🙏 Tamatave izahay tompoko ( afaka mandefa any amin'ny faritra hafa rehetra manerana ny Madagasikara .
034 28 997 17 / 032 70 693 86

Miangavy anareo izay te hanala Zaza ireny tompoko mba tsy hiditra mp aminay fa tsy manome fanafody analàna Zaza Izahay 🙏
Harena ny Zanaka , tsodrano avy amin'Andriamanitra no ilaina 🙏

08/02/2024

🍀Vehivavy bé rivotra anaty kibo ? Mangatsika tranonjaza ? Tsy Mety masaka atody ?Tsetsina lalanjaza ?maimaina lava sns...
BOCAL SOA indray no atolotray ampitiavana bé ho anareo Vehivavy izay manana anireo olana ireo tompoko :
Ny soa tompoko dia fitambarani Akora maromaro natoraly izay a base tantely ( hoanina ).
Mety amin'ny vehivavy rehetra na de vehivavy efa bevoka aza:
- Afaka Manafana tranonjaza
- Manala rivotra ( rivotra tsy afaka anaty kibo)
-Manamasaka Atody ( MBA ho mora mamokatra Zaza )
-Manala le maimaina lava ( mahamando sy mampazoto manao firaisana )
-Manala tsetsina amin'lalanjaza ( ampiarahina aminy karimbola izy amizay fotoana vao miasa tsara )
-Mampilamina tosidrà sady manome hery
- mampitombo libido sy glaire koa izy )

Matetika manko dia tena ireo no olana manakana ny vehivavy ahazo Zaza .
-NB :fa kosa raha maloto tranonjaza,de tsara ihany sady mampiasa karimbola hazo Na thé Infusion karimbola plus ampiarahina aminy ,mba hampadio ny tranonjaza ary mba ho mora kokoa ny ahitana vokatra haingana amizay .

- Misy BOCAL SOA hoan'ny Lehilahy ihany koa tompoko , ao amin'ny commentaires manazava bébé kokoa mahakasika anizay .

🚎Afaka mandefa amin'ny faritra rehetra Izahay tompoko ary azo hitokisana tsara ( fa kosa ny numéro anay sy ny pagenay ihany no anaovana commande sy paiement fa akoatrizay de tsy Izahay 🙏)

☎️034 28 997 17 / 032 70 693 86 ( sady afaka anaovana paiement koa ireo)
🏙️Tamatave no misy anay : Ankirihiry tsy lavitra ny plaque relax.
Afaka mandray anao sy manoro hevitra Izahay fa tongava aza misalasala 😊

Photos from Tisane Soa's post 11/01/2024

🌿 KARIMBOLA HAZO 🌿🌿 natoraly , avy any morondava nenay , tsy mifangaro fa tena izy .
👉Tsy amelanay Ianareo mpivady izay sahirana mahazo Zaza ireo raha tsy efa mahazo harena kely ..
Afaka manampy anareo Izahay ,manoro hevitra, manao suivi hatraminy farany ..mahazo Zaza sy sitrana tsara ianareo raha miaraka aminay fa mila maharaka traitement tsara fotsiny tsy manapaka .

-Mila fantarina tsara ny olana manakana anao tsy ahazo Zaza de mora kokoa ahafantarana ny traitement mifanaraka aminao ary mora koa ny ahitana vokatra tsara sy haingana .
Resaka fitadiavana zaza Io zao de misy tokony fadiana kely mihitsy ary misy sakafo mila hoanina betsaka de haingana kokoa ny hampandaitra tsara ny Karimbola , fa tsy hoe nisotro fotsiny de ahita vokatra .

👉Ny karimbola hazo izay :
- Manadio sy manafana tranonjaza
- Manala tsetsina amin'ny lalanjaza
- Manala perte na efa misy fofona sy mangidihidy
- mandevona kyste, fibrome, myome, appendicite
- mandamina cycle na mampandeha règle tsy mety mandeha nefa tsy bevoka
- miaro amin'ny fahafahanjaza sy Zaza antsosikoditra
- manena tsahani siramamy , manala menaka
- Manala rivotra
-Manidy sy manasitrana haingana ny fery ( olona avy nodidiana )

Tsy Mitovy ny durée traitement amin'ireo aretina reo fa samy manana ny hafaretany avy fa mampanantena anareo izahay fa mora sitrana ianareo raha maharaka tsara ny traitement.
Aza kamo fa mananà fotoana ikarakarana azy .

Tamatave izahay fa afaka mandefa rehetra .
Ankirihiry akaika plaque relax.

Manana point de Vente a fianarantsoa ihany koa izahay
034 28 997 17
032 70 693 86

- 🌿Ny fahasalamana no voalohan- karena 🌿

20/12/2023

☕🥜 THÉ INFUSION CURCUMA PLUS 🥜☕
💚ingrédients : Tamotamo+ cannelle + gimgembre+ ingrédients surprise ☺️
Ny thé curcuma na turmeric na Tamotamo tompoko dia : -Fanafody sy tena mandaitra ary haingampiasa indrindra.
- Fanafody tsara indrindra ary tena tsara mihoatrany fanafody rehetra izy noho izy :
-Anti - inflammatoire miaro ny olona mba tsy hisy fery hiforona , izany hoe antioxydant sy antibiotiques tsara indrindra ihany koa
- Tena manena siramamy na glycémie.
-Fanafody miaro amin'ny rehetra koa izy .
-
- mahatsara kaliitao ranon'aina ni lehilahy , indrindra ianao mitady Zaza
- Détox ihany koa izy ,Manala haingana sy manena kibo bé
- Afaka ampiasaini vehivavy mitady Zaza koa izy Io fa tena tsara ho an'ny ,ary manala tavy aminy tranonjaza .
- Manadio sy mampikoroana Rà , ary mampilamina ny fandevonankanina , manala .
- Mampijanona règle koa izy .
- Mamerina tadidy ho an'olona misy olana Alzheimer ireny
-Miaro ny taova tsy ho Simba , mandoro toxines amin'ny vatana ( produits chimique, sigara , toaka sns ...)
- manala gripa sy lelo bé
- Manala aminy tarehy, mampamandimandina tarehy ☺️

Tsy Mitovy qualité aminy curcuma eny an-tsena tompoko no ampiasainay fa tena le vahatra mihitsy.
Ao aminy première commentaires ny fampiasana azy .
Atao dité sotroina le izy tompoko

- afaka afangaro ronono, tantely ,citron , soupe sns.. fa azavaina tsara aminay fotsiny ny olana tena tianao tsaboina de toroanay torolalana tsara Ianareo ☺️

# valo 8 andro monja de efa mahita vokatra tsara

🚌Tamatave Izahay fa afaka mandefa aminy faritra

👉Prix natao mora tompoko
☎️0342899717/ 0327069386

Photos from Tisane Soa's post 16/11/2023

🍀🍀 PROMOTION , PROMOTION 🍀🍀
15000 ar au lieu de 20000 ar ho an 'izay mividy ( roa) 02 mihoatra aminy karimbola plus na fanala lafika Sy karimbola.
Androany 16 Nov - 22 Nov ihany Nefa izany fa araraoty:

Ny THÉ PLUS izay fifangaroan'ny
KARIMBOLA - POUDRE JABIHY+ SAKAMALAO + kinononono + fangaro hafa ☺️( Surprise)

- Manadio sy manala loto anaty tranonjaza izy
- Manafana tranonjaza sy manamasaka atody
- Manala rivotra izay maneligelina ny tranonjaza.
- Manala perte mamofona na mangidihidy
- Manasitrana aretina avy amin'ny firaisana ara-nofo ,farasisa ,foandry ,infection urinaire.
- Manala tsetsina aminy lalani tranonjaza na trompe bouché
- Manala tavy na menaka ( tsy azahoana Zaza ireo)
- Mandevona KYSTE, FIBROME,MYOM sns
- Mampihena ny tahani siramamy, cholestérol, allergie , diabète
- Mamerina règle tsy Mety mandeha nefa tsy bevoka na règle tsy niverina avy nanao FISA
- Manala maimaina lava na mampisy libido ( glaire cervicale)
- Mandamina fadim-bolana mikorontana sy regle douloureuse
- Manadio ranon' aina sy amany ( p**i)

🍀☕Thé Infusion LAFIKA sy KARIMBOLA
Ilaina ny mahafantatra hoe ty sakafo tsy mety aminy vehivavy mitady Zaza ka tokony ho fadiana , Ty no tokony hoanina betsaka MBA hazahoana haingana .tena ilaina izany Tompoko

-👉Ny Lafika na vorika tsy fazahoana Zaza..
Ny olona misy lafika de reraka ihany mitsabo fa tsy ahomby raha tsy efa afaka izy .
Maro ny olona mitsabo nefa dia iveremberenany aretina fona tsy Mety mahazo Zaza .
Alohani hitsaboana de tsara aloha manala lafika zay vao miditra mikarakara fahasalamana mba azahoana Zaza .

🍀Ny fisehoni lafika dia vongadrivotra marary anaty kibo, ankavia matetika tsy mety afaka ,
- afajaza lava , tsy Mety mahazo Zaza, Maty ampiterahana ny zaza , manao Zaza antsosikoditra.
- misy kyste na fibrome,na myome sns miverimberina tsy mety sitrana nefa mitsabo
- Mikorontana tanteraka ny cycle na regle tsy Mety milamina na tsy mandeha mihitsy .
- mangatsika lava indrindra ny tranonjaza.

- afaka mampiasa Io fanala lafika Io enao tompoko alohani hitsabo .
Fa raha vao afaka Io vorika na lafika Io de mampanantena anao Izahay fa tsy maintsy ho sitrana Ianareo raha maharaka traitement tsara .

Tamatave Izahay fa afaka mandefa any aminy faritra .
0342899717 / 0327069386

10/11/2023

🍀 GEL DE TOILETTE INTIME 🍀
- Ampy Zay le fofona maimbo amin ny fivaviana manelingelina ny vehivavy .
-Ampy izay ireo mangidihidy mampijaly sy mangirifiry
- Ampy izay ireny bouton mibotsimbotsina manodidina ny fivaviana
- Ampy zay le maimaina tsy mba mahazo fahafinaretana mihintsy iny
- Miaro anao tsy voan'ny loto ny gel intime apela soa ( prévention)

Afaka ampiasain'olona rehetra ...

Natokana ho anareo ity gel de toilette intime ity mba hanamanimanitra anareo sy mba hahasalama ny fananantsika vehivavy ☺️

👉 afaka misotro ilay thé Infusion karimbola plus ihany koa isika mba manadio kibo sy mamoaka ny perte rehetra . De ny gel manala le aty ivelany

Ao aminy commentaires ny fanazavana bebe kokoa

Mp haingana fa mbola stock limité aloha hatreto an

☎️0342899717 / 0327069386
🚎Tamatave izahay , fa afaka mandefa any amin'ny faritra hafa tompoko

01/11/2023

Lehilahy manana olana arampananahana , olana aminy ranon'aina ka tsy mety mamokatra na tsy mahazo Zaza .
💚Izahay page Tisane SOA eto Tamatave tompoko dia :
- Tsy mitsahatra ny manampy anareo mpivady izay manana fahasahiranana amin'ny fazahoana harena kely 🙏
- afaka mandefa ho anareo izay any amin'ny faritra hafa ihany koa izahay fa aza matahotra manao commande 🙂

BOCAL SOA indray no atolotray ampitiavana bé ho anareo Lehilahy izay manana olana amin'ny fazahoana Zaza Na olana aminy ranon'aina .
Ny soa tompoko dia :
- Manadio sy mampantanjaka ranon' aina
- Maha hela tonga ( rehefa manao firaisana)
-Mampazoto hanao firaisana
-Manadio rà na mandamina tosidrà
-Manome hery (ho anao reradreraka lava Na tsy ampy hery
-Miaro aminy fahasalamani prostate
-Manala rivotra

Ny antony mahatonga anizany matetika manko dia avy amin'ny : - tsy fahampiana rano sotroina
- fisotroana toaka matetika
- fifohana sigara
- kely hery na tsy ampy hery ny ranon' aina.
- Miasa saina loatra na miasa mafy ny vatana .
- mipetraka loatra na mitsangana Lava ( chauffeur , mpiambina sns ...

Hany ka miteraka voka-dratsy amin'ny tsy fazahoana Zaza ilay izy .

Misy Soa natokana hoan'i vehivavy koa fa jereo ao aminy commentaire tompoko 🙏

🚎Afaka mandefa amin'ny faritra rehetra Izahay tompoko ary azo hitokisana tsara ( fa kosa ny numéro anay sy ny pagenay ihany no anaovana commande fa akoatrizay de tsy Izahay 🙏

034 28 997 17 / 032 70 693 86
Tamatave : Ankirihiry tsy lavitra ni plaque relax

29/10/2023

🍀🍀 LEHIBE FA ARARAOTY O 🍀🍀 lasa nahena ho ny Ray paquet amin'ny FANALA LAFIKA sy KARIMBOLA ho an izay maka no mihoatra raha toa ka tokony ho 20000 ar ny vidini 1 paquet .
Ny 30octobre ----- 03 Novembre ihany no faharetany promotion ka aza tara oooo.

Mpivady sahirana mitady Zaza ? Mangatsika lava ny tranonjaza fa bé rivotra , misy fofona na perte sy aretina betsaka tsy mety sitrana ?
🍀 LAFIKA sy 🍀 no vahaolana tompoko ..
👉 - - - ary lafika
Eny Tompoko . Afaka ampiarahina tsara ny fanala lafika sy ny karimbola..
Natokana ho anareo ity infusion ity izay natao mba hanampiany anareo .
Mora karakaraina tsy manahirana intsony ,no sady tsy maha bé dépense hividy ny fanala lafika sy karimbola tsirairay 😊fa tonga de miaraka nefa aminy vidiny mirary .
-Tsy mandany fotoana intsony fa vetivety de vita ny traitement satria miaraka manomboka .
Haingampiasa izy ity satria sady Tonga de lafika ianao no sady Tonga de mitsabo izay aretina tokony tsaboina amin'ny
Maro ny vehivavy Izay sahirana aminy fitadiavana zaza , nefa tsy mahalala hoe misy lafika na tsy misy.

Ny moa de ilay vorika tsy fazahoana Zaza ,na vorika izay tsy mahasitrana ary tsy mampahomby Zay fitsaboana na fanafody rehetra hoanina .

LAFIKA moa dia toy ny vongadrivotra marary manindry ankaviani kibo , Ary toa maheno rivotra mandendeha mihitsy Aza .
-Lasa afa- jaza lava , tsy Mety ipetrahana Zaza
-Lasa bé perte ,mamofona sy mangidihidy lava
-Lasa maimaina lava tsy te hiray,sy toa iforonana kyste na fibrome ,myom matetika ,
-Mikorontana règle na tsy mandeha mihitsy
- lasa bé rivotra sy mangatsika lava le tranonjaza
- Matetika tsetsina lalani tranonjaza ( trompe bouché)

Raha matetika mitsabo anireo enao nefa miverina fona fona de Mety misy enao Zay .

Ny fanala lafika dia manala ny lafika tompoko
Ary ny Karimbola kosa Tonga de mitsabo ihany ireo aretina ireo .

Aza misalasala Ary ny mandefa mp aminay fa afaka manampy anareo Izahay .
Afaka manoro ny sakafo tsara hoan'i vehivavy mitady Zaza , manoro sakafo tokony tsy hoanina .
Ary manome torolalana maro ahafahanareo mahomby haingana .

Jereo fa misy fanazavana fanampiny ao tompoko , Ary ahitanao témoignage betsaka bé 😊

Tamatave no misy anay tompoko .
MBola tsy misy point de vente Izahay fa afaka manao livraison sy mandefa any aminy faritra hafa .

0327069386

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Toamasina