Barbie Beauté

Barbie Beauté

Share

📍Curly
📍Tresse
📍Makeup
📍Brushing
📍Lissage
📍Soin et Onglerie
📞Contact : 034.67.295.31

Photos from Barbie Beauté's post 16/11/2024

Tsy very anjara ko nge nareo manana volo fohy nefa tsy te anao postiche eee😚😘

Afaka manao tresse tsara kely otrizao ko zahay nefa prix mora kely 💖

Afaka entina mivoka tsara satria atao madinika be😚

Asina kavy maventiventy fotsiny de vita ny chocolat 🤪

0346729531

Photos from Barbie Beauté's post 16/11/2024

Merci beaucoup pour ta confiance ma belle cliente 😍

Tongava aty aminahy ra te anao famanjana fa vonona ikarakara anareo zahay 💖

Efa hafaka mandray réservation fety izahay am zao 😍

0346729531

Photos from Barbie Beauté's post 13/11/2024

Tsisy volo ratsy zany aki fa miankina m fikarakaranao azy iany io an❤️

Rehefa tsy vita soins zo voloko tsy vokarakara tena ratsy sady makafoka be fa rehef vita tena tsara e😊

Nanova loko kely ndray fa helahelazay😅

Aza misalasa manatona aty aminahy anao coloration sy soins fa vonona anome fahafam-po anareo mpanjifa izahay❤️

Barbie Beauté

28/10/2024

Bonjour jiaby 😚
Aza miala lavitra fa asin-tsika jeux zay azahona tresse gratuit atoato😊

Photos from Barbie Beauté's post 26/10/2024

😍Transformez Votre Style avec Nos Tresses avec Mèches !🥰

Envie d’un look élégant et tendance ? 💫 Découvrez nos **tresses avec mèches**, parfaites pour sublimer votre beauté naturelle !
✨ **Rapidité et efficacité** : Prenez rendez-vous et ressortez transformée en un rien de temps !

Réservez dès aujourd'hui et offrez-vous un look qui fera tourner les têtes !
Tel : 034.67.295.31
📍 Tanambao2 Arrondissement mitsofoka
Barbie Beauté Votre beauté, notre est passion !

Photos from Barbie Beauté's post 24/09/2024

Soins et curly by Barbie Beauté 😍
Merci beaucoup ma cliente fidèle 💖

Photos from Barbie Beauté's post 25/07/2024

Tresses by barbie beauté👩‍🦱

Merci beaucoup pour votre confiance ma cliente fidèle 😍

Laurah Maquella

Photos from Barbie Beauté's post 24/07/2024

Curly by barbie beauté 😍🥰

Tongava aby fa tsisy tsy afapo zay mivoka avy ato 🥰😍

Produit tsara sy mampalefakavolo no ampesaina

09/06/2024

Bonjour jiaby 😊

Nony amaronareo mangataka hoe ahona famolana ny volo mba ho lasa curly sy frisé ?
Ity ary atolotra ampitiavana be e😍

Idirako vo lohany alo resaka frisé, somary sarotra ny famolana Volo ho lasa frisé naturel tsy ampesana méthode fa rehefa maharaka ianao dia vitanao iagny io.

Ra otra ka efa simba ny volonao ka te anao retour naturel ano tsy maintsy manapaka alo mba angalana iny tapany efa maty iny ( misy ko Volo marary fa tsy maty akory, afantarana fa marary ny Volo mbola tsy ary nanao lissage enao na coloration mety mahitsy be izy na makafoka be na mihitsana be..... Sns)

Rehefa maty ny Volo tsy maintsy alano mitsy tapany jiaby zey ita fa tsy iverina naturel tsony fa rehefa marary ndray dia tendrony iany no erosina mba azahony aina de manaraka am zay ni fikarakarana azy.

Refa afaka zay tapany zay hoan'i Volo efa maty na marary mitovitovy iany ny fikarakarana fa volo marary no mila bebekokoa ( satria Volo le maty taloha efa afaka de repousses sisa efa volo naturel no tsy de ma sarotra azy)

Volo marary alo no idirako vo lohany, rehefa vita ny fangalana tendrony dia mila fantarinao inona type volonao dia inona ny texture volonao?

Rehefa hainao ino zay afaka mividy produit zay mifanaraka am volonao, otra hoe produit special cheveux ondulé na spécial cheveux frisé
( zay type volonao eo produit vidinao fa tsy hoe crépu volonao de produit spécial boucles no ampesaina)

Rehefa mividy produit de mba ataovy game complet am zay mba ampy sakafo tsara ilay Volo 😊

Azonao ireo dia miditra alo ianao vo lohany am Bain d'huile de iloma haharitra ao kara nenahy ameko 1 jour mitsy de rehefa vita temps de pose no zay de Sasa am produit zay nividinao teo dia mila mampiasa broche mba anamora fivokany frisé ( tsy hoe vo lohany io enao de efa folaka ny volonao fa traitement io de mila faretana)

Mila manao bain naturel matetika koa, manao bain d'huile mba 1× par semaine, tsy hoe anao androany enao de mivoka fa mila faretana mila fikarakarana be.

De mila tsy de avela maina be le Volo, ary tsy sasana isanandro fa tokony 1× par semaine iany vao sasana.

Omeko manaraka ny ambiny fa lava loatra, Volo maty efa vo tapaka étape manaraka avieo 😊

Afaka manontany ra misy tsy mazava fa valiko ampitiavana be 😊

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Tanambao 2
Toamasina

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30