SIRA Manampy
Vente de produits locaux bénéfiques
04/04/2026
Rahampitso 5 Avril 2025 ‼️ 💡
Alahady voalohan’ny volana
TORO HEVITRA ! 💡
Manasa anao hamaky hatr@ farany fa MAHASOA 🤝
Fomba fampiasana ny SIRA MANAMPY rehefa Alahady voalohany ny volana (rahampitso izany koa aza tara)
Manana toerana lehibe eo amin’ny fiainantsika zanak’olombelona ny SIRA
⚠️ Mitondra « énergie positive » eo amin’ny fiainantsika
Ny SIRA resahina eto dia ny SIRA EFA NAMBOARINA MANOKANA fa tsy izay sira hita eny rehetra eny.
❌⛔️Tsara ho fantatra fa maloto ny sira eny rehetra eny : ny fomba nanamboarana azy feno loto, ny fomba nitondrana azy; ny olona mivarotra azy… sns
⛔️ Feno onde négative ary mifindra @ izay hampiasa azy raha tsy kolokoloina aloha mba hiverina amin’ny tena HASINY ny sira
Mila manana SIRA MANAMPY
Fomba hampiasana azy
1 - maka vera
2 - maka SIRA MANAMPY eran'ny sotro lehibe
3 - halona 1 Ora
4 - hatao ao anaty Vera misy siramanampy ny tananao roa sady manao vavaka izay tianao momba ny vola sy fiarovana ny tenanao
Azonao hatao ihany koa :
Maka olona iray manondraka an'ilay ranona SIRA MANAMPY @ tananao sady mivavaka ianao
5 - Avelao ho maina ny tananao TSY FAFANA !
👉🏻👉🏻 Fanamarihina :
Afaka mitondra zavatsoa betsaka eo amin'ny fiainantsika ny siramanampy toy ny :
⏭️Fahasalamana
⏭️Vola
⏭️Fiarovana
⏭️Manalana sakana
Raha Mila fanampi-mpanazava dia manasa anao hiditra@ hafatra miafina na miantso ny laharana 034 47 957 29
038 06 355 29
mety amiko
mety aminao
mety amintsika
01/04/2026
🌿✨"Ny fototra mafy no iorenan’ny fiainana maharitra."
Ny portail 4/4 (4 Avril) dia fotoana manan-kery lehibe, misokatra ho an’ny fanorenana sy fandrindrana ny fiainana. Ny isa 4 dia manambara fototra, fahamarinan-toerana ary fahitsiana. Rehefa miverina izy dia mampahatsiahy fa izay atsangantsika ankehitriny dia mila miorina amin’ny marina sy ny tena izy ao anatintsika.
Tsy fotoana hirotorotoana izao, fa fotoana hijanonana kely, handinihana:
Mifanaraka amiko ve izay ataoko?
Marina ve ny làlana alehako?
Amin’izao énergie 4 Avril izao, miverina amin’ny tena zava-dehibe: soatoavina, finiavana ary izay tiana hampitomboina eo amin’ny fiainana.
👉 Fidiovana amin’ny siramanampy
Alohan’ny hatory na amin’ny fotoana mangina, maka siramanampy tanana iray, atao anaty rano mafana. Mandroa aminy sady mieritrereta fa:
– miala ny angovo ratsy
– voadio ny saina sy ny fo
– miorina mafy ny fiainanao
👉 Fomba fanampiny:
Araraka manodidina ny tanana ilay rano misy siramanampy, sady eritrereto fa:
– hitondra fiarovana
– hitondra harmonie amin’ny tanana
Ataovy amim-pitoniana sy finoana, satria amin’'io Andro io na dia dingana kely aza dia manana lanjany lehibe. 🌙✨
Tsarovy: manangana zavatra maharitra ianao, ary sarobidy ny dingana rehetra ataonao. 💫
📞 + 261 34 47 957 29
📞 + 261 38 06 355 29
30/03/2026
🌝 – Herin’ny Volana Feno (Pleine Lune) ✨
Rehefa manakaiky ny volana feno, dia fotoana mahery hanadiovana tena sy hanokafana lalana vaovao. 🌕
Avelao hiala ny sakana rehetra, ary asandrato ny vintanao.
💫 Miaraka amin’ny Siramanampy :
Diovy ny fiainanao, esory ny angovo ratsy, ary asongadino ny hazavana ao anatinao.
🧂 Fomba fampiasana :
🔹 1. Fandroana fanadiovana (3 andro mialoha ny volana feno)
Maka siramanampy 1 tanana.
Atao anaty siny misy rano mafana.
Ampiasaina handroana alohan’ny hatory, mandritra ny 3 andro misesy. 🌙
✨ Ity dia manampy amin’ny fanalana angovo ratsy sy fanomanana ny tenanao handray hery vaovao.
🔹 2. Fampiasana amin’ny alin’ny volana feno
Maka siramanampy 1 sotro lehibe.
Atao anaty vera misy rano madio.
Avela ho tratran’ny hazavan’ny volana mandritra ny alina. 🌕
Ny maraina, afafazo manodidina ny tranonao.
✨ Fihetsika tsotra… fa mitondra fiovana lehibe eo amin’ny fiainanao. ✨
🌟 Siramanampy dia miaraka aminao amin’ny dingana rehetra, mitarika anao ho amin’ny vintana tsara sy ny fahazavana.
25/03/2026
Vola sy Siramanampy
Fantatsika fa angovo ny vola.
Mivezivezy izy ary mandray angovo rehetra manodidina azy: na tsara na ratsy.
Rehefa tonga eo aminao ny vola, dia mitondra miaraka aminy ireo angovo ireo. Indraindray izany no mahatonga azy tsy tamana eo aminao, ka mitady hiala foana.
Vahaolana:
Alohan’ny hampiasana azy, tsara raha diovina amin’ny siramanampy ny vola azonao.
Fomba fampiasana:
1. Maka siramanampy 1 sotro lehibe.
2. Atao ao anaty sachet mainty.
3. Tehirizo ao ny vola mandritra ny iray andro.
4. Rehefa avy eo, ampiasao indray ilay vola.
5. Misaotra izay source rehetra nazahoana ny vola (ny orinasa, olona, ny Asa)
Vokatra:
• Ho tamana eo aminao ny vola.
• Tsy hiala tampoka fa hitoetra.
• Ianao indray no hitondra vola any amin’ny banky hanao tahiry.
Nb : isaka ny mamoaka ny vola dia ilaina ny misaotra fa Afaka mividy zavatra ianao, Afaka manampy ny hafa ny Havana sy ny namana.
* Misaotra anao vola, fa manampy ahy hanatanteraka ny nofiko ianao*
---
Raha mila fanazavana fanampiny ianao antsoina ity numéro ity
📞 + 261 34 47 957 29
📞 + 261 38 06 355 29
28/11/2025
🌙 Ataovy ampitiavana isan-kariva : Siramanampy manadio, mampitony ary manasitrana ✨🛁
❄️ Manampy hanala ny havizanana tsy fantatra antony, ny fahatsapana malahelo tampoka, ary ny hatezerana tsy fantam-piaviany 😌
❄️ Madioina koa amin’ity fomba tsotra ity ireo hery ratsy sy sakana ara-energetika ao amin’ny vatana, ka miverina ny fandriam-pahalemana, ny fahatoniana ary ny hafaliana anatiny ✨💗
🧂 Tombontsoa ara-batana sy ara-pahasalamana :
• Ny SIRA Manampy dia manana toetra anti-inflammatoire, ka manampy manala fivontosana sy fanaintainan’ny hozatra sy tonon-taolana 💪🔥
• Misoroka ny fivalanan-tongotra (crampes) izy ary manamaivana ny havizanana 😴🦵
• Ny izay namboarina manokana sy nokolokoloina miavaka
• Manasitrana sy manadio hoditra izy, ka tsara ho an’ny hoditra marefo na misy olana : akne, psoriasis, eczema… 🌿🧖♀️
✨ Izany rehetra izany no mahatonga ny ho mpanampy lehibe ho an’ny vatana sy ny fanahy.
📝 Ahoana ny fomba fanaovana azy ?
👉 Maka siny misy rano mafana (ohatra hoe 10L), izay zakanao tsara ny hafanana 🚰🔥
👉 Asiana iray tanana 🧂✋
👉 Afangaroy moramora mandra-pifangaron’ny sira 🔄
👉 Avy eo dia mandro amin’io rano mafana misy io ianao, ny vatana manontolo mihitsy no sasana 🛁💧
Rehefa vita dia tsapanao eo no eo hoe
maivamaivana ny vatana, milamina ny fo, mangina ny saina, ary mifoha ny hery tsara ao anatinao 💖✨
💫 Ataovy isan-kariva e… hahatsapanao ny fiovany, na ara-batana na ara-panahy.
🔖
21/11/2025
Hafatra manokana raha liana amin'ny fivoarana ianao
– “Ny Pyramiden’ny Fiovana”
1️⃣ Prise de conscience – Fahatakarana
"Tsy mety amiko intsony ny fiainako ankehitriny… mila manova zavatra aho."
➡️ Dingana voalohany: mahatsapa fa misy tsy milamina, misy mila ovaina.
2️⃣ Responsabilité – Andraikitra
"Izaho no tompon’andraikitra amin’ny famoronana ny zava-misy iainako."
➡️ Tsy olona hafa, tsy vintana — izaho no manapa-kevitra ny lalako.
3️⃣ Pardon – Famindram-po
"Mamela tena aho, mamela olona aho, ary manafaka ny foko aho."
➡️ Ny fanafahana dia manomboka ao anatintsika.
4️⃣ Paix – Fiadanana
"Tia ny fiovana iainako aho."
➡️ Mitondra hafanana sy fangorahana ho an’ny tenanao ny fiadanana.
5️⃣ Joie – Hafaliana
"Tafita aho ! Vita ilay dingana."
➡️ Dingana tsirairay mahavita anao ho olona vaovao sy matanjaka kokoa.
🙏 Baiboly “Aza miova fo, fa havaozy amin’ny fanavaozana ny sainao.” Romanina 12:2
📜 Ohabolana Malagasy “Ny fanovana no enti-miakatra, ny fijanonana no mampilatsaka.”
📘 Ny fiovana rehetra dia mipetraka amin’ny dingana madinika: mahatsapa izay tsy mety, mandray andraikitra, mamela, mahita fiadanana, ary tonga amin’ny hafaliana. Ny fiainana tsika dia vokatry ny safidintsika isan’andro.
📌 Lesona androany Rehefa manomboka ao anatinao ny fiovana dia manomboka miova ny tontolo manodidina anao. Ny dingana madinika isan’andro no mitondra anao amin'ny fiadanana sy hafaliana.
Ampio SIRA Manampy fa ho itanao ny fandrosoanao
15/11/2025
Isan'ireo tombon-tsoa azo amin'ny fampiasana ny Sira manampy 😊.
Manasa anao hiditra MP raha mila fanazavana fanampiny 😊
04/11/2025
🌙 Fomba hamantarana angovo ratsy ao an-trano amin’ny alalan’ny 🌙
🧂 Ilaina :
Rano madio (2/3 vera)
Siramanampy 1 sotro lehibe
🔮 Fampiasana azy :
1️⃣ Asio rano madio amin’ny vera (2/3 fotsiny).
2️⃣ Arotsaka ao ilay siramanampy 1 sotro lehibe.
3️⃣ Aza afangaro, avela ho voajanahary fotsiny ilay izy.
4️⃣ Apetraho amin’ny toerana tsy misy mikitika
5️⃣ Avela eo mandritra ny 1 volana.
✨ Famantarana :
Raha mivadika loko ilay rano, misy bobongolo, poti-sira miakatra, na fofona hafahafa ➡️ midika fa misy angovo ratsy ao amin’ilay toerana.
Raha madio foana ilay rano misy ➡️ midika fa madio sy tsara ny angovo ao amin’ilay toerana.
🧘♀️ Fanampiny tsara :
Rehefa afaka iray volana, ario any ivelany (any anaty tany na ranon-drano mandeha) ilay rano sy SIRA Manampy mba hanesorana ireo angovo ratsy nosintoniny.
Avy eo dia manao vavaka hanadiovana tanteraka ny toerana.
🌺 Tsarovy :
Ny dia manadio sy misintona angovo ratsy,
fa ny vavaka sy eritreritra tsara no manolo azy amin’ny hery tsara sy fahazavana ✨🙏
01/11/2025
👆🏻Rahampitso 2 novembre 2025 ‼️ 💡
Alahady voalohan’ny volana
TORO HEVITRA ! 💡
Manasa anao hamaky hatr@ farany fa MAHASOA 🤝
Fomba fampiasana ny SIRA MANAMPY rehefa Alahady voalohany ny volana (rahampitso izany koa aza tara)
Manana toerana lehibe eo amin’ny fiainantsika zanak’olombelona ny SIRA
⚠️ Mitondra « énergie positive » eo amin’ny fiainantsika
Ny SIRA resahina eto dia ny SIRA EFA NAMBOARINA MANOKANA fa tsy izay sira hita eny rehetra eny.
❌⛔️Tsara ho fantatra fa maloto ny sira eny rehetra eny : ny fomba nanamboarana azy feno loto, ny fomba nitondrana azy; ny olona mivarotra azy… sns
⛔️ Feno onde négative ary mifindra @ izay hampiasa azy raha tsy kolokoloina aloha mba hiverina amin’ny tena HASINY ny sira
Mila manana SIRA MANAMPY
Fomba hampiasana azy
1 - maka vera
2 - maka SIRA MANAMPY eran'ny sotro lehibe
3 - halona 1 Ora
4 - hatao ao anaty Vera misy siramanampy ny tananao roa sady manao vavaka izay tianao momba ny vola sy fiarovana ny tenanao
Azonao hatao ihany koa :
Maka olona iray manondraka an'ilay ranona SIRA MANAMPY @ tananao sady mivavaka ianao
5 - Avelao ho maina ny tananao TSY FAFANA !
👉🏻👉🏻 Fanamarihina :
Afaka mitondra zavatsoa betsaka eo amin'ny fiainantsika ny siramanampy toy ny :
⏭️Fahasalamana
⏭️Vola
⏭️Fiarovana
⏭️Manalana sakana
Raha Mila fanampi-mpanazava dia manasa anao hiditra@ hafatra miafina na miantso ny laharana 034 47 957 29
mety amiko
mety aminao
mety amintsika
31/10/2025
🌺 Fizarana Manokana : - Siramanampy – Fanadiovana
Farany volana Oktobra 2025 ( azo hatao isaky ny farany volana ihany koa 🌺
Salama namana rehetra 💫
Androany isika hampiasa Ilay Siramanampy any aminao, raha tsy manana ianao afaka manao commande (misy aty Toamasina, Antsirabe Tafita Soa Gracia misy ao Tana Tomady Lalandava Lalao Jeannette
Fomba tsotra nefa mahery vaika hanesorana ny loto ara-batana sy ara-panahy, amin’ny fiafaran’ny volana.
🧂 Ahoana no atao :
Makà rano madio, asio siramanampy
Fanadiovana trano : sasao amin'ilay rano misy siramanampy ny trano rehetra
Tonony izao teny izao “Ho feno fahadiovana sy fahazavana ity trano ity.”
Ny tokontany : fafazo siramanampy ny manodidina ny trano sady miteny "izay tianao"
Fanadiovana vatana : Rehefa mandro, asio siramanampy kely amin’ny rano farany( ataovy rano mafana), miteny hoe “Amin’ny alalan’ny Siramanampy dia esoriko ny loto rehetra, ny alahelo sy ny fihenjanana.”
💫 Ny vokatra azo amin’ny Siramanampy :
✨ Manala angovo ratsy sy loto ara-panahy ao an-trano sy ny manodidina ny tanana
✨ Mamerina ny fifaliana, ny hafanana sy ny fiadanana.
✨ Manadio ny vatana sy ny fanahy amin’ny fahasorenana sy alahelo.
✨ Manokatra làlana vaovao amin’ny volana vaovao ho avy.
💜 Ohabolana Malagasy : “Ny rano no manala ny loto, fa ny fo madio no manala ny ratsy.”
📖 Andinin-tSoratra Masina : “Ianareo no sira amin’ny tany.” – Matio 5:13 🌟
🙏 Vavaka fohy : raha Mety aminao
“Ry Tompo ô, amin’ny alalan’ity Siramanampy ity, diovy ny tranonay, ny tananany, ny vatana ary ny fanahinay.
Aoka ny fahazavanao sy ny fiadananao hanenika anay amin’ny volana vaovao ho avy. Amena.”
04/10/2025
👆🏻Rahampitso 5 Oktobra 2025 ‼️ 💡
Alahady voalohan’ny volana
TORO HEVITRA ! 💡
Manasa anao hamaky hatr@ farany fa MAHASOA 🤝
Fomba fampiasana ny SIRA MANAMPY rehefa Alahady voalohany ny volana (rahampitso izany koa aza tara)
Manana toerana lehibe eo amin’ny fiainantsika zanak’olombelona ny SIRA
⚠️ Mitondra « énergie positive » eo amin’ny fiainantsika
Ny SIRA resahina eto dia ny SIRA EFA NAMBOARINA MANOKANA fa tsy izay sira hita eny rehetra eny.
❌⛔️Tsara ho fantatra fa maloto ny sira eny rehetra eny : ny fomba nanamboarana azy feno loto, ny fomba nitondrana azy; ny olona mivarotra azy… sns
⛔️ Feno onde négative ary mifindra @ izay hampiasa azy raha tsy kolokoloina aloha mba hiverina amin’ny tena HASINY ny sira
Mila manana SIRA MANAMPY
Fomba hampiasana azy
1 - maka vera
2 - maka SIRA MANAMPY eran'ny sotro lehibe
3 - halona 1 Ora
4 - hatao ao anaty Vera misy siramanampy ny tananao roa sady manao vavaka izay tianao momba ny vola sy fiarovana ny tenanao
Azonao hatao ihany koa :
Maka olona iray manondraka an'ilay ranona SIRA MANAMPY @ tananao sady mivavaka ianao
5 - Avelao ho maina ny tananao TSY FAFANA !
👉🏻👉🏻 Fanamarihina :
Afaka mitondra zavatsoa betsaka eo amin'ny fiainantsika ny siramanampy toy ny :
⏭️Fahasalamana
⏭️Vola
⏭️Fiarovana
⏭️Manalana sakana
Raha Mila fanampi-mpanazava dia manasa anao hiditra@ hafatra miafina na miantso ny laharana 034 47 957 29
mety amiko
mety aminao
mety amintsika
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina