MA TRA NA. MAssage TRAitement NAturel
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MA TRA NA. MAssage TRAitement NAturel, Health/Beauty, Bazar kely, Toamasina.
Tena marina🙏🙏🙏🙏💔
11/08/2023
Miarahaba antsika rehetra 🤗
Manolotra ny produit Énergie Santé1.0 & Énergie Santé2.0 izahay
*Inona ny atao hoe "Énergie Santé"?
=>Énergie Santé dia fangaro na zava-maniry natoraly ilaina ary tsara ho any Fahasalamana
*Inona avy ny asany?
_Mandamina ny fatran'ny Diabète n'a Ambany na ambony
_Manatsahatra ny Hémorragie
_Ny fihitaran'ny fery sy ny fanaintainana
_Manatsahatra ny fiforonan'ny homamiadana
_Mitsabo ny rà(sang)
_Miaro ny hoditra
_Miaro @ fihitaran'ny fery
_Ny tsy fahandevonan-kanina
_Ny mangotsoka (rhumatismes)
_Manatsara aty sy vavony ary ny tsinay
_Manatsara sy manasitrana ny fery
_Manadio ny voa
*Contre indication :
❌Tsy azo asiana sotro na vy
*Mety rehetra❕
*Disponibilité
✓1L
✓1/2L
✓1/4L
*Contact 📞:
-034.Hanitra Andry Zo Zo Zo Zo Zo Zoo
-034.Andry Zo Herve Rasolofofofofofofoo
*Lieux 📍:
_Bazary kely box 42
_TanambaoV moto
>>Afaka mandefa rehetra🤲🏽
NB: fihinana azy Dia manaraka ny toro-hevitra omena hatrany😊
11/08/2023
Miarahaba antsika rehetra 🤗
Manolotra ny produit Beroberoka (pissenlit) izahay
*Inona ny atao hoe "Beroberoka"?
=>Beroberoka dia zava-maniry natoraly ilaina ary tsara ho any Fasalamana
*Inona avy ny asany?
_Ny aretin'ny voa (rein)
_Mandamina ny tranon'amany (vessie)
_Mampihena ny fivontosana rehetra
_Ny aretin'ny aty sy n'y vavony
_Ny homamiadana rehetra (cancer)
_Manamafy ny hery fiarovana
_Ny aretin'ny kibo sy ny fitohanana (constipation)
_Mampiakatra ny hery fiarovana
_Manatsahatra ny sempotra rehetra
*Contre indication :
❌Tsy azo asiana sotro na vy
*Mety rehetra❕
*Disponibilité
✓1L
✓1/2L
✓1/4L
*Contact 📞:
-034.29.139 Hanitra Andry
-034.19.061 Andry Zo Herve Rasolofo
*Lieux 📍:
_Bazary kely box 42
_TanambaoV moto
>>Afaka mandefa rehetra🤲🏽
NB: fihinana azy Dia manaraka ny tori-hevitra anay😊
Eo @ box 44 Tamatave Bazary kely no ahitana ireo fanampiana ara-pasalamana rehetra ireo
Tel:0342913906
0341906119
0331605888
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Bazar Kely
Toamasina
Opening Hours
| 08:00 - 18:00 |
