Beauté CamNah
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauté CamNah, Beauty, cosmetic & personal care, Betania tanambao, Toliary.
31/08/2023
Salama iaby ry longo mamy. Hararaoty fa manome fahafahampo ho antsika eto Toliara izahay ato amin'i Beauté CamNa . Ho anizay olo misy fatroa(panda), Mony, point noir na misy olana amin tarehy iaby. Tongava Mp malaky fa misy Lotion+savon ato aminay Bio ny produits tsika tsy misy atahora. Telo andro de fa madio ny tarehy. Mp malaky ry Namako iaby
Contact : 033 23 903 15
Salama iaby tsika eto Toliara sy ny manodinana🙏 . Izahay ato amin beauté CamNah dia mivarotra crème+ savon vita Malagasy sady natoraly😘. Malakilaky tsy noho tara fa mariniky gny fety 3andro de fa madio ny tarehy🙏🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Betania Tanambao
Toliary
