Ilo Soa - Huile Coco pure de Menabe
Ilo Soa est spécialisée dans la vente de lingerie et accessoires pour femme de bonne qualité, des bonnes affaires à très bon prix😘👌
09/04/2026
Plus de détails en MP....😘👌
02/04/2026
Reto indray ary ilay notadiavinareo e!
⚠️ En acier inoxydable foana ny collier
⚠️ Fleur artificielle, ho avy ny fête des mères 😍
28/03/2026
🔔Arrivage pâque 2026
🔔Modèle unique daholo
🔔Mp ny réservation
🔔Dispo à partir de mercredi (01/04/26) matin 🥰
23/12/2025
Ao amin'ny sary ny prix...
⚠️Toerana tsy miova, près Miguel glace Croix rouge 🥰
Salama daolo indray oooo
Arrivage bague en acier inoxydable maro isan-karazany....
⚠️Afaka fotoana fohy
12/12/2025
Reto indray ary ny Chevillère e!💛
👉En acier inoxydable foana
Prix: 5.000ar😲 oui 5.000ar🤗
⚠️Toerana tsy miova, croix rouge eo akaikiny Miguel glace
11/12/2025
Arrivage slip amin'ilay hendry kely😇
Prix 5.000ar
Taille: S- M- L- XL
⚠️Raha maka 10 dia 4.000ar ny 1 na samihafa aza🤗
🤡'Ndao ary fa ndry irery vé no tsy hanao kilaoty vaovao amin'ity fety ty e!!🙄🥰🤣
02/12/2025
Bonsoir ooo
⚠️Fampahafantarana kely: ireto no antsoina hoe "collier cravate" réglable izy ireto araky ny hitiavanareo azy. Afaka hatao "ras du cou" afaka hatao lava ihany koa.
⚠️En acier inoxydable foana
⚠️Tongava ary fa vaovao bé izy ireto, amin'ny vidiny mirary dia mirary 15.000ar collier + kavina
⚠️Adresse tsy miova, à côté Miguel glace Croix rouge
01/12/2025
Arrivage fety....
💥Kavina 10.000ar
💥Collier 10.000ar
💥Bracelet 10.000ar
💥Chevillere 12.000ar
👉Raha maka bracelet + Collier na kavina + collier dia 15.000ar🎉
👉En acier inoxydable foana
👉Adresse tsy miova, à côté Miguel glace eo amin'ny croix rouge🥰
13/09/2025
Arrivage collier sy bracelet ho an'izay kelikely tanana (Zaza amam-behivavy)🥰
⚠️Misy kavina ho an'ny lavaka rehetra ato aminay: maso, orona, molotra, sofina, foitra🥳
⚠️Toerana: eo akaikiny Miguel Glace eo amin'ny croix rouge
⚠️En acier inoxydable daolo
⚠️Prix: collier 10.000ar
Bracelet: 5.000ar
30/07/2025
Ireto indray ary ilay accessoires tianareo bé
⚠️ Chevillère 🦶
⚠️ Boucle d'oreille pour les oreilles multi-trou🥳
⚠️ Boucle pour nombril😉
⚠️ Boucle d'oreille "for men"👌
🌟 En acier inoxydable daholo
Réservation en Mp
Adresse près Miguel glace Croix rouge 🍀
21/07/2025
Reto indray ary e!
Slip cotton amin'ilay hendry kely🤗🤣
Taille S, M, L, XL, XXL
Prix maka 1: 5.000ar
Prix maka à partir ny 10 na samihafa aza 4.000ar
⚠️Lieu: près Miguel glace Croix rouge🍀
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
401
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 19:00 |
| Tuesday | 09:00 - 19:00 |
| Wednesday | 09:00 - 19:00 |
| Thursday | 09:00 - 19:00 |
| Friday | 09:00 - 19:00 |
| Saturday | 09:00 - 19:00 |
