Acia Coeur

Acia Coeur

Share

13/07/2026

HIFONA SA HIHIRA😭

Photos from Acia Coeur's post 12/07/2026

Nanomboka tamin’ny faha-8 volako ka hatramin’izao faha-26 taonako izao. ❤️

Dia lava no nodiavina, ary mbola maro ny nofinofy hotanterahina. Misaotra, Tompo, tamin’ny fitahiana rehetra🙏

Photos from Acia Coeur's post 08/07/2026

Tsy voatery hanana namana maro vao sambatra. Aleoko fiadanam-po toy izay fifandraisana tsy marina. Olona iray tena azo itokisana dia sarobidy lavitra noho ny namana zato sandoka❤️

07/07/2026

Bonaniverisera mofisy

06/07/2026

Mandeha amin'ny mpanaraky ahy iaby resaky toy 🫵🫵🫵

VALINAO NA SIPANAO KOA TIANAO TSARA BE ARY TIANAO HAHARITRY AMINAZY FIARAHANAO 👇👇👇👇

AMPIO SADY AMPIANARO MITADY VÖLA IZY ...OMEO TOROHEVITRY MAHASOA IZY ( TSY maints antsik ampela mampiainga rah iab) ...ANTSIKA AMPELA FA NATOKA HO FETSY

HEVITRY NTSIK AMPELA NOHAMPILAMY TOKATRAGNO FA VADY MAGNAMPY ZAY TS TAKATRA SAINA NTÈGNA

KA LEHILAHY KOAVONONA TSARA IALAO NAMA TS MITOV FOMBA FIJERY AMINAO 🫵...ny tena tsara tsy tokony hisy nama fa valinao avao izarao rah iaby 🥹❤️

Photos from Acia Coeur's post 05/07/2026

Rouge comme la passion, la force et l’amour❤️🌹

Photos from Acia Coeur's post 04/07/2026

Tsy lavorary aho, fa miezaka isan’andro ho olona tsara. Manao izay tratry ny heriko aho hanampiana izay manodidina ahy, na fianakaviana, na namana, na olona mila fanampiana. Tsy zakako ny mahita olona mijaly na sahirana.

Mampalahelo anefa fa na dia izany rehetra izany aza, mbola misy ihany no mitsara ahy, manaratsy ahy, ary mihevitra ahy ho olona ratsy. Tsy afaka mampifaly ny olona rehetra aho, ary tsy afaka manampy ny rehetra koa.

Ny feon’ny fieritreretako sy Andriamanitra no mahalala ny tena ao am-poko. Koa izay mahalala ahy marina dia mahalala fa fitiavana sy hatsaram-panahy no ezahiko zaraina isan’andro.

Ho an’izay mitsara ahy tsy mahalala ny fiainako, mirary soa anareo foana aho. Ary izaho kosa dia mbola hanohy hanao ny tsara, na misy mankasitraka izany na tsia. 🤍

03/07/2026

💛 Tsarovy foana:

Aza kivy na dia miadana aza ny fandrosoanao. Ny dingana kely atao isan’andro no mitondra amin’ny fahombiazana🤎💙

02/07/2026

Tous les sacrifices que je fais aujourd’hui ont un seul but : t’offrir un avenir meilleur, mon fils.❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Sanfil
Tulear
601